Lahatsary: Webcast Nandritra Ny Fihaonamben'ny Global Voices 2008 Tao Budapest

(Marihana fa efa nivoaka tamin'ny volana Jiona 2008 ny lahatsoratra amin'ny teny Anglisy)

http://www.ustream.tv/flash/live/224670

Lahatsary mivantana avy amin'ny Ustream.TV

Tontosaina ao Budapest, Hongria ny fihaonamben'ny Global Voices 2008. Noraketina an-tsarimihetsika ireo fihaonambe sy adihevitra ary azo jerena mivantana ao amin'ny fantsona voalaza etsy ambony, na, raha misy olana ara-teknika, dia midira ao amin'ny tranonkalan'ny fihaonambe. Azo atao ihany koa ny mamaky “lahatsoratra bilaogy mivantana” momba ny fihaonambe ao amin'ity adiresy (amin'ny Teny Anglisy) ity.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.