- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fitantarana Manokana: Horohorontany Tao Sichuan (Shina)

Sokajy: Shina, Mediam-bahoaka, Voina

(Marihana fa efa nivoaka tamin'ny volana Mey 2008 ny lahatsoratra amin'ny teny Anglisy)

Tamin'ny 12 May 2008, namely ny faritanin'i Sichuan, ao atsimo-andrefan'i Shina ny horohorontany nahatratra 7.8 amin'ny maridrefy Richter. Tao amin'ny distrikan'i Wenchuan no nisy ny foibeny, saingy heno hatrao Pékin sy Hong Kong ny hovitrovitra. An'aliny ireo niharam-boina.Earthquake Nametraka fijoroana vavolombelona, lahatsary, sary sy fanehoan-kevitra tamin'ny aterineto ireo olon-tsotra.

Lahatsoratra ao amin'ny Global Voices (Amin'ny teny Anglisy)

Articles sur Global Voices (en anglais)

19 Mey- Shina:国殇; tantaran'ny tafavoaka velona tamin'ny horohorontany [1]
18 Mey – Japan: Manomboka amin'ny dingana fanarenana ny fanampiana noho ny horohorontany [2]
16 Mey – Shina: Fotoana hivavahana [3]
15 Mey – Shina: Nilaza ireo Manampahaizana momba ny Horohorontany Fa efa Efa Fantatra Mialoha ny Horohorontany tao Sichuan [4]
15 Mey – Japan: Fijery momba ny Horohorontany tao Sichuan  [5]
* Ahitana vaovao farany ny lahatsoratra eto ambany.

12 Mey – Shina: Mitombo ny Takaitra Navelan'ny Horohorontany; fijoroana vavolombelona ao amin'ireo tanàna nandalovan'ny horohorontany  [6]
12 Mey – Shina: horohorontany 7.8 no re saika manerana an'i Shina [7]

RSS [8]

Lahatsoratra farany an'ny Global Voices tao amin'ireo bilaogy ao Shina

Des derniers articles de Global Voices sur les blogs en Chine

Shina: Nakatona ny fifanakalozan-kevitra ho an'ny foko samihafa [9]

  1. Lahatsary: Famoronana manoloana ny fiatrehana ny krizin'ny rano [10]
  2. Shina: Tsaho momba ny Horohorontany [11]
  3. Japan sy Shina: Fiarahamiasan'ny Softbank sy Alibaba [12]
  4. Shina: Mitanisa ny Sekoly Nirodana [13]
  5. Shina: Toro-lalana amin'ny Fanomezana [14]
  6. Shina: Misaotra ny Ekipa Mpamonjy Voina Japoney [15]
  7. Shina: Manetre Tena [16]
  8. Shina: Nametraham-panontaniana Ny Vokovoko Mena Shina [17]
  9. Shina:国殇; tantaran'ny tafavoaka velona tamin'ny HOROHORONTANY [1]
  10. Shina sy Taiwan: Cement Board Partition [18]
  11. Makaô: Firaisankina amin'i Sichuan, Shina [19]
  12. Japan: Manomboka ny dingana fanarenana amin'ny Horohorontany [2]
  13. Shina: Fotoana Hametrahana Fanontaniana [20]
  14. Shina: Miatrika ireo Fanehoan-kevitra Ratsy [21]

 flux RSS [8]

Ahitana vaovao farany hatrany ity pejy ity. Maro ireo rohy mbola ho ampidirina.

Lahatsary

Nanangona lahatsary nalain'ireo mpiserasera tao amin'ny faritra maro voakasiky ny horohorontany ny QQ, sehatra bilaogy Shinoa. Afaka jerena ato [22] ireo lahatsary marobe.

Ao amin'ny Global Voices, John Kennedy, tonian-dahatsoratry ny Global Voices monina ao Shina manome ny rohy mankany amin'ireo lahatsary marobe ato  [7].

Sary

ZonaEuropa [23] namoaka sary marobe.

Bob Chen manome ny rohy mankany amin'ireo sary hafa ato [6].