Fitantarana Manokana: Horohorontany Tao Sichuan (Shina)

(Marihana fa efa nivoaka tamin'ny volana Mey 2008 ny lahatsoratra amin'ny teny Anglisy)

Tamin'ny 12 May 2008, namely ny faritanin'i Sichuan, ao atsimo-andrefan'i Shina ny horohorontany nahatratra 7.8 amin'ny maridrefy Richter. Tao amin'ny distrikan'i Wenchuan no nisy ny foibeny, saingy heno hatrao Pékin sy Hong Kong ny hovitrovitra. An'aliny ireo niharam-boina.Earthquake Nametraka fijoroana vavolombelona, lahatsary, sary sy fanehoan-kevitra tamin'ny aterineto ireo olon-tsotra.

Lahatsoratra ao amin'ny Global Voices (Amin'ny teny Anglisy)

Articles sur Global Voices (en anglais)

19 Mey- Shina:国殇; tantaran'ny tafavoaka velona tamin'ny horohorontany
18 Mey – Japan: Manomboka amin'ny dingana fanarenana ny fanampiana noho ny horohorontany
16 Mey – Shina: Fotoana hivavahana
15 Mey – Shina: Nilaza ireo Manampahaizana momba ny Horohorontany Fa efa Efa Fantatra Mialoha ny Horohorontany tao Sichuan
15 Mey – Japan: Fijery momba ny Horohorontany tao Sichuan 
* Ahitana vaovao farany ny lahatsoratra eto ambany.

12 Mey – Shina: Mitombo ny Takaitra Navelan'ny Horohorontany; fijoroana vavolombelona ao amin'ireo tanàna nandalovan'ny horohorontany 
12 Mey – Shina: horohorontany 7.8 no re saika manerana an'i Shina

Lahatsoratra farany an'ny Global Voices tao amin'ireo bilaogy ao Shina

Des derniers articles de Global Voices sur les blogs en Chine

Shina: Nakatona ny fifanakalozan-kevitra ho an'ny foko samihafa

  1. Lahatsary: Famoronana manoloana ny fiatrehana ny krizin'ny rano
  2. Shina: Tsaho momba ny Horohorontany
  3. Japan sy Shina: Fiarahamiasan'ny Softbank sy Alibaba
  4. Shina: Mitanisa ny Sekoly Nirodana
  5. Shina: Toro-lalana amin'ny Fanomezana
  6. Shina: Misaotra ny Ekipa Mpamonjy Voina Japoney
  7. Shina: Manetre Tena
  8. Shina: Nametraham-panontaniana Ny Vokovoko Mena Shina
  9. Shina:国殇; tantaran'ny tafavoaka velona tamin'ny HOROHORONTANY
  10. Shina sy Taiwan: Cement Board Partition
  11. Makaô: Firaisankina amin'i Sichuan, Shina
  12. Japan: Manomboka ny dingana fanarenana amin'ny Horohorontany
  13. Shina: Fotoana Hametrahana Fanontaniana
  14. Shina: Miatrika ireo Fanehoan-kevitra Ratsy

 flux RSS

Ahitana vaovao farany hatrany ity pejy ity. Maro ireo rohy mbola ho ampidirina.

Lahatsary

Nanangona lahatsary nalain'ireo mpiserasera tao amin'ny faritra maro voakasiky ny horohorontany ny QQ, sehatra bilaogy Shinoa. Afaka jerena ato ireo lahatsary marobe.

Ao amin'ny Global Voices, John Kennedy, tonian-dahatsoratry ny Global Voices monina ao Shina manome ny rohy mankany amin'ireo lahatsary marobe ato .

Sary

ZonaEuropa namoaka sary marobe.

Bob Chen manome ny rohy mankany amin'ireo sary hafa ato.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.