Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Nouvelle Caledonie: Ny Fetin'ny Omby

(Marihina fa tamin'ny 19 oktobra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

Hoy i Sebastien Merion avy ao amin'ny 5 Minutes en Nouvelle Caledonie :

J'ai l'impression de revenir direct des States, mais non, ce n'était que le village de Païta et sa fameuse fête du bœuf !! On s'y serait cru, ambiance chapeaux de cow-boy et musique country, il y avait un paquet de monde. Pour notre part c'était la première fois qu'on assistait à un rodéo, à vrai dire ça ne m'avait jamais attiré ce genre de show mais je voulais y aller pour faire des photos et j'ai été pris au jeu, ça m'a bien plu finalement, c'est un truc à faire. Bon, par contre, en bon végétarien que je suis, on a pas assisté à tout, genre castrage des bêtes et dégustation de testicules de taureaux ! Non, merci ;-))
Je vous ai fait une petite vidéo du rodéo et des photos bien sûr. Les taureaux de 800 kg m'ont impressionné, surtout quand ils défoncent la barrière de sécurité et que vous êtes à quelques centimètres derrière !

Tsapako toy ny niverina tany Etazonia aho, kanefa tsia, fa eto amin'ny tanànakelin'i Paita ihany sy ny Fetin'ny Omby malaza !! Mety efa nieritreritra anefa ianao ny ho any , miaraka amin'ny ambiansin'ny satroka Cowboy sy ny mozika ‘country’, ary ny olona marobe. Vao voalohany ho anay ny nanatrika rodeo (fifaninanan'ny cowboy mitaingin'omby). Raha ny marina, tsy nahasarika ahy loatra ny karazana fampisehoana toy izany kanefa nandeha tany an-toerana aho mba haka sary ary tena variana aho . Tena nahafinaritra ahy izany, manasa anao hijery. Kanefa tsy mijery manontolo izahay satria tsy mihinan-kena, toy ny fanesorana ny taovam-pananahan'ny biby sy ny mihinana vihy! Tsia fa misaotra ;-)) Naka ny lahatsarin'ny rodeo ho anareo aho sy nitondra ireo sary … Nampiaiky volana ahy ny omby milanja 800 kilao , indrindra fa rehefa nosokafan'izy ireo ny fefy fiarovana kanefa ianao santimetatra vitsivitsy fotsiny aorian'izany! “

Sary namboarin'i  Sebastien Merion .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.