Shily: Fifanarahana Mampiadihevitra Nifanaovana Tamin'ny Microsoft
(Marihina fa tamin'ny jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra tamin'ny teny anglisy)
Misy ny fahatsapana tao amin'ireo bilaogera shiliana fa tsy tsara ho an'i Shily ny fifanarahana nosoniavin'ny Minisitry ny Toekarena, Alejandro Ferreiro sy i Craig Mundie, Tompon'andraikitra Lehiben'ny Fikarohana sy ny Tetipanorona ao amin'ny Microsoft Corporation tamin'ny faha-9 ny volana mey. Manazava ny toe-draharaha amin'ny fomba tsotra ny lohatenin'ny lahatsoratr'i Christian ao amin'ny elfrancotirador [ES]:
“Chicos, ¿qué me dirían si les cuento que desde hoy, los 15 millones de chilenos (todos) vamos a ser usuarios de Microsoft… lo queramos o no. Lo imaginé.
¿Y qué tal si agrego al paquete que, en adelante, realizar cualquier trámite estatal o municipal requerirá el uso de software Microsoft? Pero no nos conformemos. Sumen que toda la educación chilena será ejecutada sobre plataformas Microsoft y que -no conforme con eso- cada estudiante matriculado de nuestro país se convertirá en “cliente preferencial” de la empresa.”
O ry zalahy a, inona no holazainareo raha miteny aminareo aho fa manomboka anio dia ho mpiseran'ny Microsoft (daholo) ny Shiliana 15 tapitrisa, na tiantsika izany na tsia? Izany no noeritreretiko.
Ary raha ampiako hoe, manomboka izao ihany koa dia tsy maintsy mandalo amin'ny fampiasana rindrambaikon'i Microsoft avokoa ny fifanakalozana eo amin'ny fanjakana na monisipaly? Ary aza mionona amin'izany ihany fa ny rafi-panabeazana shiliana dia hampiasa manontolo ny sehatry ny Microsoft-ary tsy vitan'izany fa ho “mpanjifa safinidin'ny orinasa” kokoa izay voasoratra anarana ho mpianatra ato amin'ny firenentsika.
Nividy ny Torohain'ny olom-pirenena Shiliana ny Microsoft?
Nanolotra antsika ny sombin'ny fifanarahana i Carlos ao amin'ny diabloendetalles [ES]:
The common creation of a “space” where the citizens have access to all the relevant notification information and interaction with the public institutions
Microsoft commits to supply 15 million users the platform Live (mail, Messenger, Spaces and mobile) for the mail service, instant communication, blogs and the access to them from mobiles for free. Microsoft agrees to assume the operational cost and administration of the infrastructure associated.
Ny fiarahana manangana “tahala” ahafahan'ny olom-pirenena rehetra miditra amin'ireo torohay araka ny tokony ho izy sy fifaneraserana amin'ireo andrim-panjakana
Manana adidy ny Microsoft hanolotra sehatra Live (mailaka, Messenger, Spaces sy finday) ho an'ny mpisera miisa 15 tapitrisa hahazoana servisy mailaka, fifandraisana eo noho eo, bilaogy ary fidirana avy amin'ny finday maimaim-poana. Manaiky ny Microsoft hiantoka ny lany amin'ny fikirakirana sy ny fitantanana ny fotodrafitrasa miaraka amin'izany.
Ho an'ny maro, dia miharatsy kokoa ity fifanarahana ity. Nampanantena ihany koa ny minisiteran'ny toekarena hanome torohay avy amin'ny sampan-draharaha fitantanana ny hetra haka hetra ao amin'ny kaontin'ny olom-pirenena. Araka ny nohazavain'i Fayerwayer [ES], nampanantena ihany koa ny Microsoft hampianatra ny Shiliana rehetra 18 ka hatramin'ny 35 taona hampiasa ny Windows, Word, Explorer ary ny ambin'ny sehatra Microsoft.
No a usar un computador, no a usar un procesador de texto, no a navegar la web, sino más bien a utilizar sus productos y únicamente sus productos — ¡gracias Microsoft!
Tsy mampiasa solosaina, tsy mampiasa fikirakirana lahatsoratra, tsy mampiasa tranonkala, fa mampiasa ny vokatra avy amin-dry zareo ary avy amin-dry zareo irery ihany- Misaotra anao Microsoft!
Misy ihany koa ny fomba fijery hafa momba ity fifanarahana ity avy amin'i Rodrigo Walker [ES], fa tokony natao amin'ny alalan'ny tolobidy hitan'ny besinimaro ny fifanarahana, saingy hanaisotra ihany koa izany ny fahazoana rindrambaiko maimaimpoana.
Tsy niandry ny setriny avy amin'ny bilaogera, hetsika iray naorina hanaitra, hampahalala ary hitatitra ny fanapahan-kevitra fampivoarana nomerika rehetra ny “Mandam-Panafahana Nomerika” [ES]. Natsangana io fandraisana an-tanana io ho setriny manoloana ny fifanarahana nifanaovana tamin'ny Microsoft. Afa-miantsoroka ity fandraisana an-tanana izay efa nahangona sonia miisa 738 ny bilaogera.
Raha hanaraka ny adihevitra ao amin'ireo dinika (amin'ny teny espaniola avokoa) dia jereo ny Tarreo sy ny Atina Chile.

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Desambra 2019 13 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 167 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...