Kenya : Maty i Echo, Ilay Reniben'ny Elefanta Ao Amboseli
(Marihina fa tamin'ny 10 May 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

Tsy ho hadinoina i Écho .
Maty i Écho, ilay reniben'ny elefanta ao amin'ny Valan-javaboarin'ny Amboseli izay malaza eto amin'izao tontolo izao, araka ny fiheveran'ny Amboseli Trust for Elephants (ATE) azy dia noho ny fahanterany sy ny vokatry ny haintany izay namely ity valan-javaboary any amin'ny faritra atsimon'i Kenya ity nandritra ny telo taona ary nahitana tsy fahampian-tsakafo no nahatonga izany.
Maty tamin'ny 2 ora tolakandro i Echo ny 3 May 2009. Nidaraboka izy ny andro talohan'izay, ny asabotsy maraina, ary nivalapatra teo amin'ny tany nandritra ny efatra ambiroampolo ora mahery, tsy nahavita nitsangana intsony talohan'ny nahafatesany. ” Nijanona teo anilany hatramin'ny farany i Katito sy Robert, ao amin'ny ATE” hoy i Cynthia Moss ao amin'ny WildlifeDirect tamin'ny 4 May. Nanao fanentanana fanangonam-bola tany Etazonia i Cynthia Moss tamin'izay fotoana izay. Najanony ny diany tany Etazonia ary niverina tany Kenya izy hamonjy ireo mpiasa ao amin'ny ATE, ketraky ny vaovao ,sy hijery ny fianakavian'i Echo miatrika ity voina ity.
Rehefa nahita an'i Echo voalohany i Cynthia Moss tamin'ny taona 1973, niisa 7 ny fianakavian'ity elefanta ity tamin'izay fotoana izay. Tamin'ny andro nahafatesany, 36 taona tatỳ aoriana, Echo no reniben'ny fianakavian'ny elefanta miisa 40 izay mihinam-bilona ao amin'ny lemaka Amboseli ao ambadik'i Kilimanjaro .
Echo angamba no elefanta malaza indrindra eto amin'izao tontolo izao, rehefa avy niseho tao anatin'ny fanadihadiana maro samihafa. Ny fanadihadiana tena nalaza indrindra izay nisehoany voalohany dia ilay hoe, Echo of the Elephants tamin'ny taona 1993, izay novokarin'ny sampan-draharahan'ny tantaran'ny natiora ao amin'ny BBC, sy ahitana ny fanehoan-kevitr'ilay manam-pahaizana erantany momba ny elefanta, Cynthia Moss, miaraka amin'ilay mpanatontosa Martyn Colbeck ao amin'ny BBC ao ambadiky ny fakantsary. Niseho tao amin'ity fanadihadiana manaraka ity i Echo taorian'izay, izay fantatra ankehitriny amin'ny fanadihadiana mitondra ny lohateny hoe “Ny Fizaran-tantara Miisa Telo Momba An'i Echo”.
Ahitana ny Echo of the Elephants (1993), Echo of the Elephants: the next generation (1996) [ny taranaka manaraka] ary ny vao haingana indrindra, Echo of the Elephants: the final chapter (2005) [ny toko farany] ny Fizaran-tantara Miisa Telo Momba An'i Echo. Vao haingana, niseho tao anatin'ny horonantsary momba ny asan'ny mpanatontosa horonantsary fanadihadiana Martyn Colbeck, ihany koa i Echo izay mitondrany lohateny hoe An Eye for An Elephant.
Araka an'i Cynthia Moss, hisy fiantraikany lalina eo amin'ny fianakaviany ny fahalasanan'i Echo.
“Aucun d'entre eux, à l'exception de sa sœur Ella, n'a jamais connu d'autre chef qu'Écho”
“Tsy misy amin'izy ireo, afa-tsy ny rahavaviny Ella, no nahafantatra mpitarika hafa ankoatra an'i Echo”
hoy i Cynthia Moss nampahatsiahy tao amin'ny fanambarana ho an'ny WildlifeDirect, sady navoaka ihany koa tao amin'ny tranonkala ATE. Hodinihan'ilay mpikaroka ny fomba hiatrehan'ireo elefanta ity tetezamita ity ao Amboseli, Kenya.
Nanan-danja lehibe teo amin'ny lafiny siansa i Echo, hoy ihany koa i Cynthia Moss
For us on the Amboseli Elephant Research Project she has been an invaluable research subject providing us with insights into elephant behavior, leadership, communication, social relations and intelligence”. But Echo was not just a research project. “She was more than that. She was a daily presence, almost a companion to all of us. She gave us joy and filled us with wonder
Ho anay ato anatin'ny tetikasa fikarohana momba ny elefanta eto Ambolesi, izy no iray amin'ireo nahavitana fikarohana sarobidy, ary nanampy anay tamin'ny fanamarihana maro momba ny fitondrantenan'ny elefanta, ny fahefana ao amin'ny vondrona, ny fifandraisana, ny fifandraisana ara-tsosialy sy ny faharanitan-tsaina “. Kanefa tsy natao fotsiny ho an'ny fikarohana i Echo. “Fa mihoatra noho izany izy. Teo hatrany izy isan'andro, namana ho an'ny ankamaroanay. Nanome anay fifaliana izy ary nanao izay nahatalanjona anay
Fahaverezana lehibe izany ho an'ireo rehetra izay nahafantatra an'i Echo. Nangataka ny mpamaky ao amin'ny bilaogy Baraza i Dr. Paula Kahumbu mba handrehitra labozia ho an'ity reniben'ny elefanta mahafinaritra ity. Niresaka momba ny fotoana niarahana tamin'i Echo nandritra ny fikarohana momba ny fifandraisan'ny elefanta amim-peo i Joyce Poole sy Peter Granli ao amin'ny bilaogin'izy ireo Elephant Voices.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...