Bahrain: Vonjeo Ny Marary
MpanoratraAmira Al Hussaini
Nandikamiora
Voadika ny 24 Jolay 2017 8:19 GMT
(Fanamarihana : Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Janoary 2008)
Dokotera no antonasany, nivalaketraka i “Bahraini in Alaska” nanoloana ny fomba tsy manaja ny maha-olona ikarakaràna ny sasany amin'ireo marary any amin'ireo hopitaly goavana ambany fitantanan'ny fanjakana ao Bahrain.
Ity ny tantarany:
مريض أخر في مقتبل عمره مصاب بالسكلر يفارق الحياة بعد توسل مرافقه لطبيب الطوارئ ورفض الاخير ادخاله المستشفى, وأكد الطبيب حسب قول المرافق ان ما يعاني منه المريض من قي واسهال ماهو الا مرض “يهال” لا يستدعي الدخول للسلمانية وطلب منه العودة به للبيت, لكن تقييم المرافق كان أدق من تقييم الطبيب فاخده لعيادة خاصة والتي بدورها استدعت الاسعاف لارجاعه لغرفة الانعاش بطوارئ السلمانية حيث اكد طبيب الطوارئ من جديد عدم حاجته لغرفة الانعاش وأخرجه منها ليعود اليها فاقدا للوعي وبعدها فاقدا للحياة.
Tovolahy iray, tratry ny aretin'ny rà “anemie falciforme”, no maty, taorian'ny nitondràn'ireo olona nitondra azy ho any amin'ny hopitaly sy nitalahoan'izy ireo tamin'ilay dokotera tao amin'ny toerana fandraisana vonjiaina mba handraisana azy ao. Nolavin'ity farany izany talaho izany ary notsindriany fa hoe tsy dia misy sarotra sy itairana ny fivalànana sy fandoavana manjo ilay marary ka hoe handraisana azy ho ao amin'ny toeram-pitsaboana Salmaniya Medical Centre ka dia nangatahany ny hitondràna azy miverina mody. Saingy ilay olona nanaraka ny marary nahafantatra tsara ny zavamisy ka nitondra ilay tovolahy ho any amin'ny toerampitsaboana tsy miankina, izay avy hatrany dia niantso fiara mpitatitra marary hamindra azy maika ho any amin'ny efitrano famelomana aina tao amin'ny Sampana Mpamonjy Aina ao Salmaniya. Vantany vao tonga tao amin'ilay hopitaly, mbola namerina indray nanipika ilay dokotera fa tsy ilain'ilay marary akory ny handraisana azy ao amin'ilay efaitrano famelomana aina ary dia navoakany avy tao, dia niverina fotsiny taorian'ny tsy fahatsiarovantenan'ilay marary tena sy namoizany ny ainy.
وهذه ليست حالة منفردة بل حالة متكررة في بلد يعج بمرضى السكلر ويفترض ان يكون الاطباء فيه خبراء في تفاصيل هذا المرض ومضاعفاته, وليس التعامل مع المرض والمرضي قاصرا من الجوانب الطبية فقط بل اسواء من ذلك القصور في الجوانب الانسانية في معاملة المريض وأهله.
فقبل عدة أشهر قال طبيب طوارئ لزوجة مريض بالسكلر ردا على توسلها له بادخاله المستشفى لسوء حالته ” هاذا مو هوتيل مال أبوك !!!” لتاخده مضطرة لمستشفى خاص الذي بدوره أعاده للسلمانية لسؤ حالته ومن ثم للعناية المركزة حيث انتقل الى رحمة الله.
فقبل عدة أشهر قال طبيب طوارئ لزوجة مريض بالسكلر ردا على توسلها له بادخاله المستشفى لسوء حالته ” هاذا مو هوتيل مال أبوك !!!” لتاخده مضطرة لمستشفى خاص الذي بدوره أعاده للسلمانية لسؤ حالته ومن ثم للعناية المركزة حيث انتقل الى رحمة الله.
Tsy tranga manokana io fa efa miverimberina ao amin'ilay firenena izay betsaka tokoa ireo olona tratry ny aretin'ny rà (anemie falciforme), ary heverina fa hoe manana fahaizana manokana amin'ireo fepetra rehetra ilaina amin'izany aretina izany sy ny vokadratriny ireo dokotera. Tsy voafetra fotsiny amin'ny resaka endrika ara-pitsaboana, fa idiran'ny fikarakaràna araka ny maha-olona ireo marary sy ny fianakaviany ihany koa ny fiatrehana ny aretina sy ireo marary. Volana vitsy lasa izay, nisy dokotera iray tao amin'ny fandraisana maika ny marary, niteny tamin'ny vadin'ny olona iray tratr'io aretin'ny rà io, izay nandresy lahatra azy mba handray ny vadiny ho ao amin'ilay hopitaly: “Tsy hotelin'ny dadanareo anie ity e !!!” Voatery nitondra ny vadiny nankany amin'ny hopitaly tsy miankina ilay ramatoa, izay namindra azy indray ho ao Salmaniya noho ny fiharatsian'ny fahasalamàny. Maty tao amin'ny toerana fikarakaràna manokana tao amin'ilay hopitaly ilay rangahy.
متى سننصفهم , الى متي نصم أذاننا حتى لا يزعجنا صراخهم , والى متى نجعلهم يتوسلون ما هو حقهم, الي متى نعطيهم البنادول والايبوبروفين لتسكين اوجاع بالكاد يسكنها المورفين؟؟
Rahoviana isika vao hitaky ny rariny ho an'ireny marary ireny? Mandra-pahoviana isika no hanampina ny sofintsika mba tsy ho helingelenin'ny kiakiak'izy ireny? Mandra-pahoviana ry zareo no hanohy hangataka ny zavatra efa zony rahateo? Mandra-pahoviana isika no hanoratra ho azy ireo ny Panadol sy ny Ibuprofen mba hanamaivanana ny fanaintainan'izy ireny, izay tsy miafara akory amin'ny morphine aza?
Sokajy
Lohahevitra
MpanoratraAmira Al Hussaini
Nandikamiora
Zarao: twitterfacebookreddit
Emailendriny atao pirinty

Ajanony ihany
Atombohy ny resaka
MpanoratraAmira Al Hussaini
Nandikamiora
Sokajy
Lohahevitra
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
Tahiry isam-bolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...