Tantara tamin'ny 20 Jolay 2017
Ny Maripejy Tsy Mahazatra, Mifono Misitery Indraindray Hita Ao Anatin'ireo Boky Tranainy Ao Japana
"Tena mahafinaritra ity maripejy natao tanana tao anatin'ny bokiko tonta ity ."
Horonantsary Mozika Maka Tahaka Ny Fitondrana Miaramila Ao Thailandy
Nalaza avy hatrany ilay lahatsary mbola azo jerena ao amin'ny YouTube.
Mpanakanto Syriana Mamisavisa Ireo Mpitarika Matanjaka Erantany Ho Toy Ny Mpitsoa-ponenana Marefo
"Ireo mpitarika ireo no anisan'ny tompon'andraikitra tamin'ny fifindra-monin'ny Syriana. Angamba mety hahatsapa izy ireo hoe tahaka ny ahoana izany hoe marefo. "