Sodàna: Tsipaho Izay Rehetra Danoà

(Marihana fa lahatsoratra efa nivoaka tamin'ny volana Febroary 2008 ity adika eto ity)

“Adala tanteraka”, hoy ilay Mpihevitra Sodaney rehefa nandidy ny vahoaka ny filoha Sodaney mba hitsipaka izay rehetra entana Danoà: “Eny, andeha jerena. Voalohany indrindra, manonta sarimiaina marobe mampiseho ny Mpaminany ny gazety Danoà (izay tsy zava-baovao). Ny zavatra manaraka fantatsika dia, tezitra ny Islamista, ka mampanontany anao raha midera an'Andriamanitra sa ny Mpaminany izy ireo. Mandroso herintaona mahery taty aoriana, tratra tao Danemarka mitetika hamono ilay mpanao sariitatra ireo Miozolamana voanjo sasany, ny setriny tamin'izany dia fananganana fanondroadala an'ohatra amin'ny endrika fanontàna sariitatra.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.