Tantara tamin'ny 10 Jolay 2017
Namoaka Didy Miaro Ilay Tranonkala Mpanesoeso Voasivana Fito Taona Ny Fitsarana Breziliana
Taorian'ny ady ara-pitsarana naharitra fito taona, nanapa-kevitra hiaro ny tranonkala Breziliana mpanesoeso nosivanina tamin'ny taona 2010 ny Fitsarana Ambony ao Brezila -- fanapahan-kevitra manan-tantara izay mamarana ny raharaha malaza indrindra amin'ny sivana an'aterineto Breziliana.
Manao Famoretana Fampitam-baovao Tsy Miankina Ny Miaramila Ao Myanmar Ary Nisambotra Mpanao Gazety Telo
" Tsy mitombina ny fampiasan'ny mpitandro ny filaminana ny lalàna lany andro hampanginana sy hanasaziana ireo mpanao gazety izay tsy nanao heloka bevava," hoy ny toniandahatsoratra ao amin'ny The Irrawaddy.
Miresaka Momba Ny Fiainana Andavanandro Any Monrovia Ireo Liberiana Mpitoraka Bilaogy
Hatramin'izao, tsy maneho fahalianana loatra amin'ny bilaogy sy ny asa soratra ireo Liberiana monina any New York, fa fahazotoana kokoa amin'ny rakitsary.
Manohitra An'i Robertson Izao Tontolo Izao
Tao anatin'ny lahateny erantany mikasika ireo fanamarihan'i Pat Robertson , Amerikana evanjelisitra mpitory filazantsara amin'ny fahitalavitra, miantso famonoana ny Filoha Venezoeliàna Hugo Chavez (izay nialàny tsiny taty aoriana), maro ny fandinihana mikasika ireo fanaovana mahery fihetsika ara-pinoana - sy ny fandeferana be loatra omena azy io any amin'ireo firenena maro isankarazany.