Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

08 Jolay 2017

Tantara tamin'ny 08 Jolay 2017

Praiminisitra Maraokana Miantso “Fitoniana” Taorian'ny Fifandonana Niteraka Tsikera Marobe

Niantso “fitoniana” tao an-tanàna avaratr'i Hoceima ny praiminisitra ao Maraoka Saadeddine El Othmani, taorian'ny mpitandro ny filaminana nanao famoretana an-kerisetra tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana tamin'ny fetiben'ny Eid al-Fitr tamin'ny Alatsinainy.

Mankao Mosul Ny Irakiana Mba Hankalaza Ny Eid Ho Fanehoana Firaisankina

Vondrona Irakiana teo amin'ny 300 avy ao atsimo sy afovoan'i Irak no nankao Mosul vao haingana mba hankalaza ny Eid al-Fitr miaraka amin'ireo mpiray tanindrazana amin'izy ireo vao noafahana.

Haiti: Mitady Fanafana Amin'ny Tsy Fahampian-tsakafon'ny Zaza

Tao amin'ny YouTube, manolotra antsika lahatsary mampiseho ny fomba fahandron'ny fianakaviana iray rehefa hanamboatra mofo fotaka ny toddgsapp, tsy natao ho hanin'izy ireo ihany fa amidy ihany koa izy ity.

Playing for Change: Fandriampahalemana Amin'ny Alalan'ny Mozika

Misarika ny sainay ny tetikasa fiaraha-miasan'ny mozika manerantany amin'ny alàlan'ny antsoina hoe Playing for Change: Peace through Music (Milalao hisian'ny Fanovana: Fitoniana amin'ny alalan'ny Mozika) ny MeetJohnSong.