Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

04 Jolay 2017

Tantara tamin'ny 04 Jolay 2017

Mozambika: Fanafihana Kandida Filoham-pirenena

Namaly ny fanafihana nahazo ilay mpanao politika Daviz Simango, tao amin'ny tanàna seranan-tsambo Mozambikana, Nacala ireo bilaogera Mozambikàna

Honduras: Nosamborina i Zelaya Ary Noesorina Tsy Ho Filoha

Vao maraina no nandresesam-baovao manerana an'i Honduras fa nosamborin'ny miaramila tao an-tranony ny filoha Mel Zelaya.

Iran: Famahanana Bilaogy Avy Amin'ny Sekoly Kely Indrindra Erantany

Milaza ity tantara iray hafa ity fa afaka manova fiainana amin'ny fomba miabo ny famahanana bilaogy ary misarika ny saina ho any amin'ny faritra tsy hita maso eto amin'ity izao tontolo izao ity ihany koa.

Nampiasa Ny Fakantsariny Hanaovana Fanentanana ilay Nepali Mpaka Saripika ho Fiarovana Ny Zavaboary

Mitondra ny famantarana hoe "Mitendry ho amin'ny fiarovana ny zavaboary aho" ny sarin'i Sagar Giri.

Palestina: Qatayef, Tsindrin-tsakafo Manokana Amin'ny Ramadany

Mandritra ny Ramadany, ny qatayef no iray amin'ireo sakafo manokana ankafizina manerana ny tontolo Arabo, mofomamy kely nosesehana zava-mamy maro samihafa tao anatiny. Nijery ny fomba nanamboarana izany ny bilaogera iray avy ao Gaza, ary manolotra ny fomba fahandro izany kosa ny bilaogera iray hafa avy ao an-toerana ihany.

Mamoaka ny Sarin'ireo Mpanao Fihetsiketsehana Hosamborina Ny Manampahefana Iraniana

Kendrena ao amin'ny tranonkalan'ny Mpiambina ny Revolisionera Islamika ankehitriny ireo Iraniaina mpanao fihetsiketsehana niparitaka be tamin'ny sary antserasera nandray anjara tamin'ny fihetsiketsehana taorian'ny fifidianana tao Iran.

Iran: Mahatsiaro An'i Omid Reza Mir Sayafi sy ny 18 Martsa

Volana vitsivitsy taorian'ny nahafatesan'ilay bilaogera sady mpanao gazety Omid Reza Mir Sayafi, izay maty tao amin'ny fonja Iraniana taorian'izy voalaza fa nanala baraka mpitondra fivavahana, napetraka ny tranonkala fahatsiarovana sy fikatrohana March18.org ho fahatsiarovana azy sy hihazonana ity tantara ity tsy hiverina intsony.

Maraoka: Mankalaza Ny Fahazoana Ben'ny Tanàna Vehivavy Voalohany Ao Marrakesh

Mpisolovava 33 taona no vehivavy voalohany voafidy ho ben'ny tanànan'i Marrakech, iray amin'ireo tanàna lehibe indrindra ao Maraoka sy toeram-pizahan-tany lehibe.