Tantara tamin'ny 25 Jona 2017
Andron'ny Zavamamy Japoney, Midika Fa Feno Sarinà ‘Wagashi’ Mampiraraka Ivy ao Amin'ny Twitter
Nahafantatra ve ianareo hoe nohajain'i Japàna hatrany ny "andron'ny zavamamy nentindrazany" rehefa 16 Jona, ary efa nandritry ny an'arivo taona maro izany?