23 Jona 2017

Tantara tamin'ny 23 Jona 2017

Rakipeo NACLA-GV, Amerika Latina: Ny Dian'ny Mpifindra Monina

  23 Jona 2017

Miresaka momba ny fanavaozana ny fifindra-monina any Etazonia ny mpiara-miasa ato amin'ny Global Voices Robert Valencia sy ny mpanoratra ao amin'ny NACLA Joseph Nevins . Ity podcast ity dia ampahany amin'ny andian-dahatsoratra NACLA-Global Voices, Amerika Latina: Ny Dian'ny Mpifindra Monina .

Kosta Rikà: Fampisehoana, Fitroarana sy Ahiahy

  23 Jona 2017

Nandefa ny zava-nitranga tamin'ny Fampisehoana tamin'ny Alahady ilay mpanao gazety Cristian Cambronero ao amin'ny bilaogy Kosta Rikàna malaza Fusil de Chispas, notantarainy tamin'izany fa nirotaka ireo tanora ary nanimba ny toeram-pianarana ao amin'ny Universidad Latina ao amin'ny renivohitr'i San José.

Fitsidihana Bilaogy Libiana: Firenena Vaky Fo

Raha mpinompino foana aho, mety hiteny hoe nototoim-bintana ireo Libiana bilaogera. Volana iray talohan'ny Andron'ny Mpifankatia, betsaka tsy toy ny nahazatra ireo tratry ny alahelo am-po, ary ny lehibe indrindra miohatra amin'ny fiara fitobian'ny olam-piainana. Fiarandalamby haingam-pandeha mifaoka ny zavatra rehetra eny amin'ny làlany io, na lahy na vavy dia samy voa avokoa.