- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Israely: Voro-pirenena Vaovao, Tsara Ihomezana

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Israely, Hehy, Mediam-bahoaka, Tontolo_iainana, Zavakanto & Kolontsaina

(Fanamarihana: lahatsoratra efa nivoaka tamin'ny volana Jiona 2008 ity adika eto ity)

Menatra momba ny voro-pirenena ao amin'ny firenenao? Aza menatra. Manana iray mampihomehy lavitra kokoa i Israely. Ny fandaharana amin'ny fahitalavitra “The Colbert Report” Comedy Central dia milaza ny safidin'i Israely tamin'ny vorona hoopoe lava vava toy ny porofo fa, “tsy miaraka amin'ny vorona manao solomaso ny firenena.”

Isrealli [1], izay manana ny horonantsary, nilaza hoe:

Last night, Stephen Colbert reported on some of the more important developments going on in Israel. For starters, Israel has a new national bird.

Tamin'ny alina, nitatitra ny sasany amin'ireo fampandrosoana lehibe kokoa mitranga ao Isiraely i Stephen Colbert. Nanombohana azy, manana voro-pirenena vaovao i Israely .

[2]