Ny Fomba Niatrehan'i Sri Lanka ny Tondradrano Ratsy Indrindra Tato Anatin'ny Folo Taona

Mihoatra ny 100 ireo maty noho ny tondradrano vao haingana tany Sri Lanka. Pikatsary avy amin'ny lahatsary Youtube-n'ny World is One News.
Miatrika loza voajanahary nateraky ny tondradrano sy fihotsahan'ny tany ratsy indrindra tato anatin'ny folo taona ny firenena nosy Sri Lanka amin'izao fotoana izao. Natomboky ny talio atsimo-andrefana izay matetika tonga amin'ny fiafaran'ny volana May, orana mikija nitondra ny renirano Kalu, Kelani, Gin, Nilwala, sy Attanagalu Oya hiparitaka manerana ny moron'ireo distrika 15, mitoetra ao amin'ny faritra atsimo sy andrefan'ny firenena.
Araka ny torohevitry ny Foibe Fitantanana ny Loza tamin'ny 28 May 2017, olona 126 no maty ary efa ho zato ny olona tsy hita noho ny tondradrano sy ny fikorinan'ny ranompotaka. Mihoatra ny olona 400.000 no voakasika nanomboka tamin'ny Zoma lasa teo (26 Mey), ary teo amin'ny olona 100.000 teo no nafindra toerana tamina toerana azo antoka kokoa miisa 304.
Nihena ny orana tamin'ny Sabotsy (27 Mey) ary nanomboka nihena ny haavon'ny rano tany amin'ny faritra sasany. Fanamby goavana, ho an'ireo faritra voakasika izay mbola tsy afaka hidirana, ny fahasalamana sy ny fanadiovana.
Ireto ambany ireto misy sary sy lahatsary vitsivitsy mampiseho ny fitaran'ilay loza voajanahary nateraky ny tondradrano:
RT BasnayakeM: Heavy Flood in Morawaka Town #lka #srilanka pic.twitter.com/HYDrLY4qcX
— Sajith Abeywardhana (@sajithswa) May 26, 2017
RT BasnayakeM: Tondradrano Be ao Morawaka Renivohitra #lka #srilanka pic.twitter.com/HYDrLY4qcX
Flood in Tawalama Town up to 24 feet water level.#lka #srilanka #LKA #Srilanka #Galle pic.twitter.com/at9ovDfuNP
— Farhaan Nizamdeen (@greatgalle) May 26, 2017
Tondradrano ao an-tanànan'i Tawalama mahatratra 7 metatra mahery ny haavon'ny rano.#lka #srilanka #LKA #Srilanka #Galle pic.twitter.com/at9ovDfuNP
Mpampiasa Twitter toa i Azzam Ameen sy Sri Lanka Tweet no efa namoaka lahatsoratra mikasika ilay tondradrano. Maro ireo mampiasa ny tenifototra #FloodSL mba hanarahana maso ny fiantraikan'ny loza.
Sri Lanka’s deadly floods could exacerbate dengue crisis, warns Save the Children as more rainfall is on the way #lka #FloodSL
— Azzam Ameen (@AzzamAmeen) May 27, 2017
Mety hanamafy ny krizin'ny bemangovitra ny tondradrano mahafaty ao Sri Lanka, mampitandrina ny Vonjeo ny Zaza satra mbola hisy orana ho avy bebe kokoa #lka #FloodSL
Today morning Neluwa bus stand in flood situation water level up 20 feet #lka #srilanka #Galle #Srilanka pic.twitter.com/ykb606iBpB
— Farhaan Nizamdeen (@greatgalle) May 26, 2017
Anaty haavonà rano hatramin'ny 6 metatra ny toerana fiandrasana fiara fitaterambahoakan'i Neluwa androany maraina #lka #srilanka #Galle #Srilanka pic.twitter.com/ykb606iBpB
— Farhaan Nizamdeen (@greatgalle) Mey 26, 2017
Galle moragoda village also flood due to Moragoda Ela water levels exceeded in yesterday.#lka #srilanka #LKA #SriLanka #Galle #FloodSL pic.twitter.com/fOSACAGenQ
— Farhaan Nizamdeen (@greatgalle) May 26, 2017
ZZZZZZTondraky ny rano ihany koa ny tanànan'i Galle moragoda noho ny fiakaran'ny haavon'ny rano Moragoda Ela omaly.#lka #srilanka #LKA #SriLanka #Galle #FloodSL pic.twitter.com/fOSACAGenQ
Nanamafy ny ezaka fanavotana ny fanjakana. Miaramila mihoatra ny 1.600 avy amin'ny tafika ao Sri Lanka no efa nilatsaka tao anatina hetsika fanampiana amin'ny tondradrano sy fihotsahan'ny tany any amin'ireo faritra voakasika. Nanaparitaka fiaramanidina dimy ny tafika an'habakabaka ho an'ny hetsika fanavotana ary dimy hafa omanina hitatitra ny fanampiana vonjimaika ho an'ireo mponina tafahitsoka ao amin'ireo tanàna tondraky ny rano.
All schools in flood affected areas of Western and Southern provinces will remain closed tomorrow: CM #Lka #SriLanka
— Manjula Basnayake (@BasnayakeM) May 28, 2017
Mbola hikatona ireo sekoly rehetra any amin'ireo toerana voakasika any amin'ireo faritany Andrefana sy Atsimo rahampitso: CM #Lka #SriLanka
Nandefa antso vonjy manerantany any amin'ny Firenena Mikambana i Sri Lanka, ny Vondrona Fakankevitra Iraisampirenena Fikarohana sy Fanavotana (INSARAG) ary ireo firenena manodidina mba hitondra fanampiana an'ireo olona traboina. Sambo mpiady Indiana iray mitondra fanafody miaraka amina mpiasa 125 no niantsona tao Colombo, renivohitry ny firenena, tamin'ny Sabotsy ary roa hafa koa mbola ho avy tsy ho ela.
Fikambanana sy startup (tsimoka) maro samihafa ihany koa no efa an-dalàna hanampy. Manome torohay manan-danja mikasika ny fipetraky ny tondradrano sy ny fanampiana noho ny maha-olona ireo pejy Facebook toy ny Vonjeo Ireo Traboinan'ny Tondradrano ao Sri Lanka sy ny Vonjy Rano Vaky 2017- Fandraisana Filazana – Sri Lanka. Ny sasany mampiasa ny twitter mba hanentanana amin'ny fanampiana noho ny tondradrano:
People who wanna put up your hands and help. We need volunteers and donors. Join in. #FloodSL #Flood2017 #SriLanka #RT #Help pic.twitter.com/NDDu3XKMIa
— Logan ⚓ (@KawdaBoy) May 26, 2017
Ireo olona izay te-hanatsangana ny tanany ary hanampy. Mila mpilatsaka an-tsitrapo sy mpanome fanomezana izahay. Midira ao anatiny. #FloodSL #Flood2017 #SriLanka #RT #Help pic.twitter.com/NDDu3XKMIa
If any search & rescue team needs aerial drones for their operations, Please contact 0774844639 #flood2017 #FloodSL #SLDisasterRelief #lka pic.twitter.com/5IzpMmYUfl
— Champika Wijerathne (@chamiyeah) May 26, 2017
Raha toa ka misy ekipa mpikaroka & mpanavotra ka mila drona manidina ho an'ny hetsika ataony, Mba antsoy ny 0774844639 azafady #flood2017 #FloodSL #SLDisasterRelief #lka
For anyone looking to donate dry rations and essential items for #FloodSL victims – pic.twitter.com/y67BHmy9r5
— Gopiharan Perinpam (@gopiharan) May 26, 2017
Ho an'izay mihevitra hanome sakafo maina sy fitaovana tena ilaina ho an'ireo traboina #TondradranoSL pic.twitter.com/y67BHmy9r5
We are in the Keleniya and Himbutana areas today. Please call 0777449729 or 0777843841 today if animals in that area need help#FloodSL #lka
— KB (@Acidulouskb) May 28, 2017
Aty amin'ny faritra Keleniya sy Himbutana izahay androany. Azafady, mba antsoy ny 0777449729 na 0777843841 androany raha toa ka misy biby any amin'ireo faritra ireo mila vonjy azafady #TondradranoSL #lka
Mangataka ireo olona azom-pahoriana mba hizara ny toerana honenany amin'ny alalan'ny fampisàna ny fampiharana Taxi PickMe (Sri Lanka) mba ahafahana mampahafantatra ny Foibe Fitantanana Loza.
#lka #FloodSL #Rescue Give your location to the Disaster Management Center via @PickMeLK pic.twitter.com/X1nBGydCum
— PickMe (Sri Lanka) (@PickMeLK) May 27, 2017
#lka #Tondra-dranoSL #Fanavotana Omeo ny Foibe Fitantanana ny Loza ny toerana misy anao amin'ny alalan'ny @PickMeLK pic.twitter.com/X1nBGydCum
Tamin'ny taona lasa teo, taorian'ny loza voajanahary izay nentin'ny rivodoza Roanu, nampiditra bokotra ”fanampiana amin'ny tondradrano” ny PickMe, izay manome fahalalahana an'ireo mpampiasa mba hiantso fiara haka ireo fanampiana sy fanomezana izay nalefa maimaimpoana tany amin'ny Vokovoko Mena Sri Lankey. Nampiditra bokotra ”SOS” ihany koa ry zareo, izay nitondra nankany amina fangatahana nihoatra ny arivo sy fanavotana nahomby miisa 150 tamin'ny sambo ho an'ireo voafandriky ny tondradrano sy fihotsahan'ny tany.
Ireo ezaka nitambatra niarahan'ny fanjakana sy ireo vahoaka Sri Lankey tsotra izay mampiakatra ho amin'ny farany ambony ny sehatra mediam-bahoaka maro isan-karazany dia mitondra ireo mponina tafahitsoka ho any amin'ny fandriana fahalemana ary manohana azy ireo amin'ny alalan'ny hetsika fanampiana. Nanampy hisorohana ny fahaverezana aina maro izany satria ankehitriny miatrika ny làlana lava mankany amin'ny fahasitranana ireo Sri Lankey.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...