Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

17 Jona 2017

Tantara tamin'ny 17 Jona 2017

Poertô Rikô: Nitolo-batana Ilay Mpikatroka Tontolo Iainana

Nitolo-batana tany amin'ny polisy ilay Pôrtô Rikàna mpikatroka tontolo iainana "Tito Kayak" tamin'ny 14 Novambra rehefa nandositra namùpitolagaga hita tamin'ny fahitalavitra, taorian'ny hetsi-panoherana naharitra herinandro tao San Juan.

Maso Arabo: Bilaogera Ejypsiana Mpirahalahy Miozolomana Tsy Hita (10 Taona Lasa Izay)

Tsy hita ilay bilaogera Ejypsiana Ahmed Saad Domah, araka ny filazan'ny Mpanaramaso (Observatory) ny bilaogera, izay napetraka hanarahamaso ny fisamborana sy ny herisetra mihatra amin'ireo bilaogera sy mpanoratra amin'ny aterineto ao amin'ny Tontolo Arabo.

Ejypta: Mpirahalahy Miozolomana (Folo Taona Mahery Lasa Izay)

Te hizara aminao ny lahtsoratra nosoratan'i Wahda Maseyya - Tovovavy Ejypsiana - momba ny antoko Mpirahalahy Miozolomana sy ny heviny momba ny foto-kevitr'izy ireo aho.

Shina: Tondra-dranom-pahavaratra Tantarain'ny Bilaogy

Tsy tahaka ny filazana teo aloha teto, sahirana tsy tahaka ny tamin'ny Nüwa ireo bilaogera tamin'ny fitateram-baovaon'izy ireo momba ny tondra-drano nahafatesana olona izay nandrava faritra maro tao Shina nandritra ny vanim-potoanan'ny orana tamin'ity fahavaratra ity .

Maso Arabo: Famantarana Avokoa Izany Rehetra Izany

Fitaovana manan-danja ny famantarana hahazoana fampahafantarana mivantana na manambara hafatra ilaina amin'ny fiainana andavanandro. Kanefa inona no zava-mitranga rehefa mamitaka ny famantarana ary tsy mifandraika amin'ny hafatra izay tokony hambarany akory izany?

Filazana ny Vovonana Global Voices Taona 2017: Any Colombo, Sri Lanka Isika amin'ny 2-3 Desambra ho avy izao!

Hamakafana ny fanamby atrehin'ny aterineto misokatra, itadiavana fanontaniana amin'ny mari-pandrafetana misokatra ary ny fepetra hahazoana fahalalaham-pitenenana azo antoka ao anatin'ny tontolo iakaran'ny fandrahonana azy roa ireo ny fihaonan'ny taona 2017 hataontsika

Indonezia: Fakàna An-keriny Ankizy Hakàna Vola

Ny "farany malaza indrindra" tamin'ny toe-javatra fakàna an-keriny ankizy toy izany dia ny famotsorana an'i Raisya, 4 taona omaly tolakandro rehefa nalaina an-keriny nandritra ny 9 andro tao Jakarta.