Tonizia: Ny Gazety Baklava

(Marihina fa tamin'ny 10 Aogositra 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

null

Niseho tao amin'ny gazety Toniziana iray ity dokambarotra ity, ary mandrisika ny mpamaky mba hisoratra anarana hahazo fonosana baklava misy an'irony ‘amandes‘ irony . Manana ho lazaina momba ity dokambarotra ity ilay bilaogera Boudourou ao amin’ity lahatsoratra ity (Ar), izay mitondra ny lohateny hoe ny Press of Baklava.

نظرا لخصائصها المثيرة للأعصاب أصلا و قدرتها العجيبة على رفع معدلات السّكر و ضغط الدم لدى القراء فجريدة أخبار الجمهورية تدعّـم الفاعلية متاعها بكيلو بقلاوة سيبار , و ما نعرفش اذا كان هذا داخل في نطاق البيع المشروط او في نطاق التقنيات الحديثة للتسويق…
على كل حال بادرة طيّبة تفتح المجال أمـام المنافسة و اكتساح الأسواق و تخلّينا نأملو في ما خير , من قبيل “مع هذا العدد اطلبو الملحق و كعبة الغريّبة ” أو ” صحفة عصيدة للي يعمل اشتراك قبل المولد” “و الاّ “مرتك باش تولد ؟؟اعملها اشتراك و اربح الزرير بلاش”

Nampiseho ny fahombiazany tamin'ny alàlan'ny dokambarotra fonosana mofomamy baklava ny gazety Akhbar Al Jumhouriya noho ny toetrany mampiakatra hatezerana sy ny fahaizany hafahafa mampiakatra diabeta sy tosidra ho an'ireo mpamaky. Tsy fantatsika anefa raha ao anatin'ny fepetran'ny varotra tokoa izany na anisan'ny  teknika maoderina amin'ny haivarotra …

Na ahoana na ahoana, hita fa nahomby ny hetsika namoha ny varavarana ho any amin'ny fifaninanana, nihoatra ny tsena ary mahatonga antsika hiandrandra zavatra tsara kokoa toy ny hoe “angataho ny mofomamy fanampiny maimaimpoana miaraka amin'ity olana ity “na”miampy tsindrin-tsakafo ho an'izay rehetra misoratra anarana alohan'ny Tsingerintaonan'ny Mpaminany “na” Bevohoka ve ny vadinao ? Misorata anarana dieny izao dia mahazoa  fanomezana maimaimpoana. “

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.