Vaovao Farany GV Lingua : May 2017

The Lingua Project

Miarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua volana May 2017.

Tamin'ny fitambaran'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 751 isika, nahasarika mpitsidika 277.130 ary jeripejy miisa 338.510. Nahatratra 263.756 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 265.537 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.

Songadina

  • Ny Debashish Chakrabarty no (tonia) Lingua Hindi vaovao.
  • Niavaka tamin'ny fandikana lahatsoratra miisa 100 ny Lingua Rosiana tamin'ity volana ity! Arahabaina!

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 225
Espaniola 139
Frantsay 85
Rosiana 72
Bangla 50

Ireo Pejy Be Mpitsidika

Espaniola 87.313
Portiogey 66.262
Frantsay 42.950
Japoney 29.632
Italiana 15.878

Facebook

Arabo 134,204
Shinoa 42,361
Espaniola 19,805
Frantsay 17,825
Amharic 8,693

Twitter

Shinoa 175,433
Arabo 44,199
Espaniola 7,511
Bangla 6,933
Frantsay 5,573

Ho an'ny mpandika GV teny rehetra, sy ho an'ny toniandahatsoratra Lingua rehetra, misaotra betsaka anareo tamin'ny fanatontosana izany! Tamin'ny fandikan-teny, ny famoahan-dahatsoratra sy ny fampiasana ny fiteny! Tsy afaka nanao izany izahay raha tsy teo ianareo 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook ary Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny maherin'ny 40 izahay !

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.