Koety: Ny Fahaizana Miantsena Ao Amin'ny Lalao Olaimpika

(Marihina fa tamin'ny 27 Aogositra 2008 no nivoaka ny lahatsoratra teny anglisy)

Tena tia miantsena ny Arabo , mandany ora maromaro izy ireo ao amin'ny fivarotan-dehibe, ary izany no mahatonga azy ireo te hampiseho ny fahaizany miantsena tamin'ity Lohataonan'ny Lalao Olaimpika ity. Indrisy anefa fa tsy tafiditra tao anatin'ny lalao ny fiantsenana, kanefa tsy manakana ny Arabo sasany haneho ny fahaizany miantsena izany .

Manome filazalazana momba ny sary eto ny Kuwaitism [Ar] :

حبيت آخذ هالفرصة لشكر بعض ممثلينا العرب –
سامويل فرانسيس (قطر)
جايمس كواليا كوكوروي (قطر)
فيلكس كيكواي كيبوري (قطر)
سلطان زمان (قطر) الإسم الأصلي أونيسفور نكونزيمانا (بوروندي)
جمال سالم (قطر) الإسم الأصلي توماس كاتيو (كينيا)
دهام بشير (قطر) الإسم الأصلي دايفيد إينياغا (كينيا)
عيسى راشد (قطر) الإسم الأصلي دانييل كيبكوسكي (كينيا)
جابر سالم (قطر) الإسم الأصلي ياني مارشوكوف (بلغاريا) – حول جنسيته بـ1,000,000 دولار عام 2000.
مبارك شامي (قطر) الإسم الأصلي ريتشارد ياتيتش (كينيا)
أحمد حسن عبدالله (قطر) الإسم الأصلي ألبرت تشيبكوروي (كينيا)
بلال منصور علي (بحرين) الإسم الأصلي جون ييكو (كينيا)
مريم يوسف جمال (بحرين) الإسم الأصلي زينيبيش تولا (أثيوبيا)
نادية الجافني (بحرين) الأصل مغربية
يوسف سعد كامل (بحرين) الأصل غريغوري كونشيلا (كينيا)
آدم اسماعيل خميس (بحرين) الأصل هوسيا كوسغي (كينيا)
حسن محبوب (بحرين) الأصل سايلاس كيروي (كينيا)
رشيد رمزي (بحرين) الأصل مغربي
ناصر سعيد (بحرين) الأصل ستيفان لورو كامار (كينيا)
طارق مبارك طاهر (بحرين) الأصل دينيس كيبكوروي سانغ (كينيا)
محمد عبدالله زكريا (بحرين) الأصل مغربي
قطر و البحرين مثلهما 11 كيني 3 مغربيين 1 بوروندي 1 أثيوبي 1 بلغاري 3 غير معروف من أفريقيا

Manararaotra izao fotoana izao aho hisaorako ireo Arabo nisolontena tao amin'ny lalao:
Samuel A. Francis (Qatar) [Nizeria]
James Kwalia C'Kurui (Qatar) [Kenya]
Felix Kikwai Kibore (Qatar) [Kenya]
Sultan Zaman (Qatar) – teraka Onesphore Nkunzimana (Burundi)
Gamal Salem (Qatar) – teraka Thomas Katui (Kenya)
Daham Bashir (Qatar) – teraka David Nyaga (Kenya)
Essa Ismail Rashed (Qatar) – teraka Daniel Kipkosgei (Kenya)
Jaber Saeed Salem (Qatar) – teraka Yani Marchokov (Bulgaria),nanova ny zom-pirenena tamin'ny 1.000.000 Dollars izy tamin'ny taona 2000.
Mubarak Hassan Shami (Qatar) – teraka Richard Yatich (Kenya)
Ahmad Hassan Abdullah (Qatar) – teraka Albert Chepkurui (Kenya)
Bilal Mansour Ali (Bahrain) – teraka John Biko (Kenya)
Jamal Maryam Yusuf (Bahrain) – teraka Zenebech Tola (Etiopia)
Nadia Ejjafini (Bahrain / Maraoka)
Yusuf Saad Kamel (Bahrain) – teraka Gregory Konchellah (Kenya)
Aadam Ismaeel Khamis (Bahrain) – teraka Hosea Kosgei (Kenya)
Hasan Mahboob (Bahrain) – teraka Silasy Kirui (Kenya)
Rashid Ramzi (Bahrain / Maraoka)
Nasar Sakar Saeed (Bahrain) – teraka Stephen Loruo Kamar (Kenya)
Tareq Mubarak Taher (Bahrain) – teraka Denis Kipkurui Keter (Kenya)
Mohammad Abdullah Zakaria (Bahrain / Maraoka)
Raha fehezina, nisolo tena an'i Qatar sy Bahrain ny Kenyana miisa 11, Maraokana 3, 1 avy any Burundi, 1 Etiopiana, 1 Boligara ary ny 3 hafa.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.