- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ejypta: Ny Sioka Ihany No Mahafaly Rehefa Mitondra Ny Firodanan'ny Fitondrana Izy Ireo

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Ejipta, Fanoherana, Mediam-bahoaka, Politika, Vaovao Mafana

(Fanamarihana: Lahatsoratra efa nivoaka tamin'ny Febroary 2011 ity adika eto ity)

Ity lahatsoratra ity dia fitantarana manokana nataonay momba ny Fihetsiketsehana Ejypta 2011 [1]..

Rotaky ny tombantombana ny Twitter satria manohy mitatitra ny fampahalalam-baovao fa hametra-pialàna androany hariva ny filoha Ejiptiana Hosni Mubarak. Vao avy nanambara [2] ny Filankevitra Ambony ny Tafika fa mivory tsy tapaka izy ireo mba ‘hiaro ny firenena “sy ny” hetahetam-bahoaka. ” Tsy nahitàna an'i Mubarak, lehiben'ny komandy ny tafika, sy ny filoha lefitrany Omar Sulieman ny lahatsary niseho tao amin'ny fahitalavi-panjakana nandritra ny fivoriana. Fa kosa, notarihan'i Hussein Tantawi, Minisitry ny Fiarovana ny filan-kevitra.

Ireto sasany amin'ireo fanehoan-kevitra voalohany tao amin'ny Twitter:

@Wa7damasrya [3]: @3arabawy @aalmasri @Ghonim Mubarak regime still governing even if he will leave #JAN25

@Wa7damasrya [3]: @3arabawy @aalmasri @Ghonim Mbola mitondra ny fitondrana Mubarak na dia efa hiala aza #JAN25

@3arabawy [4]: @Firas_Atraqchi only fools r cheering the military takeover. That changes NOTHING! The revolution continues. #Jan25

@3arabawy [4]: @Firas_Atraqchi ny adala ihany no midera ny fifehezan'ny miaramila. Tsy manova NA INONA NA INONA izany! Mitohy ny revolisiona. #Jan25

@AymanM [5]: Army: demands of the people will be met… Ominous sign #jan25 #jan28 #tahrir

@AymanM [5]: Tafika: ho valiana ny fitakiam-bahoaka… Marika fambara #jan25 #jan28 #tahrir

[6]

@OGT29 [7]: #Egypt #Tahrir has to remain people's land & freedom castle till clear measures are announced for a democratic state, No to army rule #jan25

@OGT29 [7]: #Egypt Tsy maintsy mijanona ho tanin'ny vahoaka sy lapan'ny fahalalahana i#Tahrir mandra-panambara fepetra mazava ho an'ny fanjakana demaokratika, Tsy ekena ny fanjakan'ny miaramila

@ArabVoicesSpeak [8]: #Mubarak stepping down will open door to Suleiman and his ilk to take over, REGIME has to go! #jan25

@ArabVoicesSpeak [8]: Hanokatra varavarana ho an'i Suleiman sy ny namany mba hanjakazaka ny fametraham-pialàn'i #Mubarak, tsy maintsy miala ny FITONDRANA

@monaeltahawy [9]: RT @diptychal First they tried 2 break movement using violence, then they used parental reprehension, now 4 last resort: confusion #jan25

@monaeltahawy [9]: RT @diptychal Voalohany, niezaka nandrava ny hetsika tamin'ny fampiasana herisetra izy ireo, avy eo izy ireo nampiasa ny fibedesan'ny ray aman-dreny, ankehitriny ny vahaolana farany: fikorontanana #jan25

@NadiaE [10]: I'm in front of people's assembly waiting for resignation of mubarak. We will rejoice. But our work is FAR from over #egypt #jan25

@NadiaE [10]: Eo anoloan'ny fivoriam-bahoaka aho miandry ny fametraham-pialàn'i mubarak. Hifaly isika. Saingy mbola ho ela vao ho tapitra ny asantsika #egypt #jan25

@weddady nanesoeso hoe [11] [Ar]:

تسليم مبارك السلطة للجيش أو إنقلاب الجيش عليه مؤامرة لإيقاف الثورة و تخدير الشعب المصري #Jan25
Nanolotra ny fahefany ho an'ny tafka i Mubarak ary ny fanonganam-panjakana miaramila dia teti-dratsy hampitsahatra ny revolisiona sy hanangolena ny vahoaka Ejyptiana

@ANaje nilaza hoe [12]:

المعركة الحقيقية… تبدأ الآن
Manomboka ny tena ady….ankehitriny    The real war … begins now

[13]@abdulhaykal [14]: Sometimes there are signs …. RT @3arabawy: Rainbow over Tahrir Square 🙂 http://yfrog.com/h0jzngjj #Jan25

i@abdulhaykal [14]: Indraindray misy ny famantarana …. RT @3arabawy: Avana eo ambonin'ny Kianja Tahrir 🙂 http://yfrog.com/h0jzngjj #Jan25

@Jnoubiyeh [15]: Al Jazeera: Protesters in #Tahrir Square are chanting, “#Revolution until the end! Revolution until the end!” #Egyptians #Jan25 #Mubarak

@Jnoubiyeh [15]: Al Jazeera: Mihiaka ireo mpanao fihetsiketsehana ao amin'ny kianja #Tahrir, “#Revolution hatramin'ny farany! Revolisiona hatramin'ny farany!” #Egyptians #Jan25 #Mubarak

@avinunu [16]: The army is not the “guarantor” of the constitution. The people are, and they are still in charge.

@avinunu [16]: Tsy “mpiantoka” ny lalàmpanorenana ny tafika. Ny vahoaka no tompony, ary mbola misahana izany izy ireo.

@FourYawkeyWay [17]: As @monaeltahawy put it so brilliantly, #mubarak is the Berlin Wall. Looks like we're about to watch it crumble tonight.

@FourYawkeyWay [17]: Satria napetrak'i @monaeltahawy mamirapiratra tsara izany, #mubarak no rindrin'i Berlin. Tahaka ny hoe hijery izany hirodana amin'ny alina isika.

@avinunu [18]: Suleiman is to change from Mubarak as Obama is to change from Bush. #nada

@avinunu [18]: Tokony hiova Suleiman i Mubarak tahaka an'i Bush niova ho Obama. #nada

@avinunu [19]: The grave danger remains that they sacrifice Mubarak to try to save the regime.

@avinunu [19]: Ny tena loza dia manao sorona an'i Mubarak izy ireo mba hiezaka hanavotra ny fitondrana.

@Sandmonkey [20]: We dunno if this is good news yet. If u believe in god, its time to pray. #jan25

@Sandmonkey [20]: Tsy fantatray raha vaovao tsara izany. Raha mino an'Andriamanitra ianao, fotoana izao hivavahana. #jan25

@Jnoubiyeh [21]: #Egyptians will not be fooled by appeasement. Unless the entire #Mubarak-#Suleiman regime steps down, the #Revolution will continue. #Jan25

@Jnoubiyeh [21]: Tsy ho voafitaky ny fitoniana ny#Egyptians. Raha tsy miala ny fitondrana manontolon'i #Mubarak-#Suleiman, hitohy ny #Revolution. #Jan25

@Sha3teely [22]: If Mubarak going to step down how are we going to make cartoons? @kharabeesh #jan25 #egypt #Mubarak

@Sha3teely [22]: Raha hametra-pialàna i Mubarak, ahoana no hanaovantsika tantara an-tsary? @kharabeesh #jan25 #egypt #Mubarak

@razaniyat: [23] Mubarak is stepping down tonight? So? The ppl want the regime down, not just Mubarak. الشعب يريد إسقاط النظام #Jan25

@razaniyat: [23] Hametra-pialàna androany hariva i Mubarak? Noho izany? Tian'ny vahoaka hiala ny fitondrana, fa tsy i Mubarak ihany. الشعب يريد إسقاط النظام #Jan25

@Zeinobia [24]: My aunt : prepare the sharbat !!

@Zeinobia [24]: Ry nenitoako: karakarao ny sharbat !!

@H_Eid [25]: RT @AymanM: reports that airport road has been closed in #cairo #tahrir #jan25 #jan28

@H_Eid [25]: RT @AymanM: misy ny tatitra fa nakatona ny lalana eny amin'ny seranam-piaramanidina ao #cairo #tahrir #jan25 #jan28

@abdelrahmanG [26]: all of Cairo Airport staff even the security have been evacuated from the airport and that the presidential plane is there #jan25

@abdelrahmanG [26]: Nafindra niala ny seranam-piaramanidina ny mpiasan'ny Seranam-piaramanidina Kairo ary koa ny fiarovana, ary mbola ao ny fiaramanidin'ny filoham-pirenena #jan25

Ity lahatsoratra ity dia fitantarana manokana ataonay momba ny Fihetsiketsehana Ejypta 2011 [1].