Ejypta: Ny Sioka Ihany No Mahafaly Rehefa Mitondra Ny Firodanan'ny Fitondrana Izy Ireo

(Fanamarihana: Lahatsoratra efa nivoaka tamin'ny Febroary 2011 ity adika eto ity)

Ity lahatsoratra ity dia fitantarana manokana nataonay momba ny Fihetsiketsehana Ejypta 2011..

Rotaky ny tombantombana ny Twitter satria manohy mitatitra ny fampahalalam-baovao fa hametra-pialàna androany hariva ny filoha Ejiptiana Hosni Mubarak. Vao avy nanambara ny Filankevitra Ambony ny Tafika fa mivory tsy tapaka izy ireo mba ‘hiaro ny firenena “sy ny” hetahetam-bahoaka. ” Tsy nahitàna an'i Mubarak, lehiben'ny komandy ny tafika, sy ny filoha lefitrany Omar Sulieman ny lahatsary niseho tao amin'ny fahitalavi-panjakana nandritra ny fivoriana. Fa kosa, notarihan'i Hussein Tantawi, Minisitry ny Fiarovana ny filan-kevitra.

Ireto sasany amin'ireo fanehoan-kevitra voalohany tao amin'ny Twitter:

@Wa7damasrya: @3arabawy @aalmasri @Ghonim Mubarak regime still governing even if he will leave #JAN25

@Wa7damasrya: @3arabawy @aalmasri @Ghonim Mbola mitondra ny fitondrana Mubarak na dia efa hiala aza #JAN25

@3arabawy: @Firas_Atraqchi only fools r cheering the military takeover. That changes NOTHING! The revolution continues. #Jan25

@3arabawy: @Firas_Atraqchi ny adala ihany no midera ny fifehezan'ny miaramila. Tsy manova NA INONA NA INONA izany! Mitohy ny revolisiona. #Jan25

@AymanM: Army: demands of the people will be met… Ominous sign #jan25 #jan28 #tahrir

@AymanM: Tafika: ho valiana ny fitakiam-bahoaka… Marika fambara #jan25 #jan28 #tahrir

@OGT29: #Egypt #Tahrir has to remain people's land & freedom castle till clear measures are announced for a democratic state, No to army rule #jan25

@OGT29: #Egypt Tsy maintsy mijanona ho tanin'ny vahoaka sy lapan'ny fahalalahana i#Tahrir mandra-panambara fepetra mazava ho an'ny fanjakana demaokratika, Tsy ekena ny fanjakan'ny miaramila

@ArabVoicesSpeak: #Mubarak stepping down will open door to Suleiman and his ilk to take over, REGIME has to go! #jan25

@ArabVoicesSpeak: Hanokatra varavarana ho an'i Suleiman sy ny namany mba hanjakazaka ny fametraham-pialàn'i #Mubarak, tsy maintsy miala ny FITONDRANA

@monaeltahawy: RT @diptychal First they tried 2 break movement using violence, then they used parental reprehension, now 4 last resort: confusion #jan25

@monaeltahawy: RT @diptychal Voalohany, niezaka nandrava ny hetsika tamin'ny fampiasana herisetra izy ireo, avy eo izy ireo nampiasa ny fibedesan'ny ray aman-dreny, ankehitriny ny vahaolana farany: fikorontanana #jan25

@NadiaE: I'm in front of people's assembly waiting for resignation of mubarak. We will rejoice. But our work is FAR from over #egypt #jan25

@NadiaE: Eo anoloan'ny fivoriam-bahoaka aho miandry ny fametraham-pialàn'i mubarak. Hifaly isika. Saingy mbola ho ela vao ho tapitra ny asantsika #egypt #jan25

@weddady nanesoeso hoe [Ar]:

تسليم مبارك السلطة للجيش أو إنقلاب الجيش عليه مؤامرة لإيقاف الثورة و تخدير الشعب المصري #Jan25
Nanolotra ny fahefany ho an'ny tafka i Mubarak ary ny fanonganam-panjakana miaramila dia teti-dratsy hampitsahatra ny revolisiona sy hanangolena ny vahoaka Ejyptiana

@ANaje nilaza hoe:

المعركة الحقيقية… تبدأ الآن
Manomboka ny tena ady….ankehitriny    The real war … begins now

@abdulhaykal: Sometimes there are signs …. RT @3arabawy: Rainbow over Tahrir Square 🙂 http://yfrog.com/h0jzngjj #Jan25

i@abdulhaykal: Indraindray misy ny famantarana …. RT @3arabawy: Avana eo ambonin'ny Kianja Tahrir 🙂 http://yfrog.com/h0jzngjj #Jan25

@Jnoubiyeh: Al Jazeera: Protesters in #Tahrir Square are chanting, “#Revolution until the end! Revolution until the end!” #Egyptians #Jan25 #Mubarak

@Jnoubiyeh: Al Jazeera: Mihiaka ireo mpanao fihetsiketsehana ao amin'ny kianja #Tahrir, “#Revolution hatramin'ny farany! Revolisiona hatramin'ny farany!” #Egyptians #Jan25 #Mubarak

@avinunu: The army is not the “guarantor” of the constitution. The people are, and they are still in charge.

@avinunu: Tsy “mpiantoka” ny lalàmpanorenana ny tafika. Ny vahoaka no tompony, ary mbola misahana izany izy ireo.

@FourYawkeyWay: As @monaeltahawy put it so brilliantly, #mubarak is the Berlin Wall. Looks like we're about to watch it crumble tonight.

@FourYawkeyWay: Satria napetrak'i @monaeltahawy mamirapiratra tsara izany, #mubarak no rindrin'i Berlin. Tahaka ny hoe hijery izany hirodana amin'ny alina isika.

@avinunu: Suleiman is to change from Mubarak as Obama is to change from Bush. #nada

@avinunu: Tokony hiova Suleiman i Mubarak tahaka an'i Bush niova ho Obama. #nada

@avinunu: The grave danger remains that they sacrifice Mubarak to try to save the regime.

@avinunu: Ny tena loza dia manao sorona an'i Mubarak izy ireo mba hiezaka hanavotra ny fitondrana.

@Sandmonkey: We dunno if this is good news yet. If u believe in god, its time to pray. #jan25

@Sandmonkey: Tsy fantatray raha vaovao tsara izany. Raha mino an'Andriamanitra ianao, fotoana izao hivavahana. #jan25

@Jnoubiyeh: #Egyptians will not be fooled by appeasement. Unless the entire #Mubarak-#Suleiman regime steps down, the #Revolution will continue. #Jan25

@Jnoubiyeh: Tsy ho voafitaky ny fitoniana ny#Egyptians. Raha tsy miala ny fitondrana manontolon'i #Mubarak-#Suleiman, hitohy ny #Revolution. #Jan25

@Sha3teely: If Mubarak going to step down how are we going to make cartoons? @kharabeesh #jan25 #egypt #Mubarak

@Sha3teely: Raha hametra-pialàna i Mubarak, ahoana no hanaovantsika tantara an-tsary? @kharabeesh #jan25 #egypt #Mubarak

@razaniyat: Mubarak is stepping down tonight? So? The ppl want the regime down, not just Mubarak. الشعب يريد إسقاط النظام #Jan25

@razaniyat: Hametra-pialàna androany hariva i Mubarak? Noho izany? Tian'ny vahoaka hiala ny fitondrana, fa tsy i Mubarak ihany. الشعب يريد إسقاط النظام #Jan25

@Zeinobia: My aunt : prepare the sharbat !!

@Zeinobia: Ry nenitoako: karakarao ny sharbat !!

@H_Eid: RT @AymanM: reports that airport road has been closed in #cairo #tahrir #jan25 #jan28

@H_Eid: RT @AymanM: misy ny tatitra fa nakatona ny lalana eny amin'ny seranam-piaramanidina ao #cairo #tahrir #jan25 #jan28

@abdelrahmanG: all of Cairo Airport staff even the security have been evacuated from the airport and that the presidential plane is there #jan25

@abdelrahmanG: Nafindra niala ny seranam-piaramanidina ny mpiasan'ny Seranam-piaramanidina Kairo ary koa ny fiarovana, ary mbola ao ny fiaramanidin'ny filoham-pirenena #jan25

Ity lahatsoratra ity dia fitantarana manokana ataonay momba ny Fihetsiketsehana Ejypta 2011.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.