(Fanamarihana: Efa nivoaka tamin'ny volana Janoary 2011 ny lahatsoratra teny anglisy)
Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana manokana ataonay momba ny Fihetsiketsehana Ejypta 2011.
Andrasana hiresaka amin'ny vahoaka manerana ny firenena i Moubarak rahariva- hahemotra foana matetika ny fotoana fantatra fa hisian'izany kabary izany. Leo ny miandry, manala azy ny mpisera Twitter ary nampiala voly
Ireto sombiny tamin'ireo sioka tamin'ny #ReasonsMubarakIsLate na ireo antony mahatara an'i Mubarak:
@3arabawy: The hashtag #ReasonsMubarakIsLate is hilarious! 😀
@3arabawy: Mampihomehy ny tenirohy #ReasonsMubarakIsLate! 😀
@SeifSalama: Downloading Skype. #ReasonsMubarakIsLate
@SeifSalama: Mitroka Skype. #ReasonsMubarakIsLate
@KABOBfest: You think it's easy packing gold bullion bars into vintage Louis Vuitton luggage? #ReasonsMubarakIsLate
@KABOBfest: Mihevitra ianao fa mora ny mampiditra vaingam-bolamena ao anaty entana Louis Vuitton? #ReasonsMubarakIsLate
@ntorki: #ReasonsMubarakIsLate waiting for the tourism visa for Dubai to be issued
@ntorki: #ReasonsMubarakIsLate miandry ny fivoahan'ny visa fizahan-tany ho any Dubai
@TheSherio: #ReasonsMubarakIsLate still emotionally traumatized that Tamer Hosni got beaten
@TheSherio: #ReasonsMubarakIsLate mbola mikorontan-tsaina fa voadaroka i Tamer Hosni
@Heebzo: Calling ghonem to negotiate.. But he keeps cancelling the calls? #ReasonsMubarakIsLATE
@Heebzo: Miantso ny ghonem mba hifampiraharaha.. saingy tsy mandray antso foana izy? #ReasonsMubarakIsLATE
@lucyhiggsUK: #ReasonsMubarakIsLate Lost his passport!!! #mubarak
@lucyhiggsUK: #ReasonsMubarakIsLate very ny pasipaorony!!! #mubarak
@TheDizzAR: Surprised by State TV view of Tahrir! #ReasonsMubarakIsLate
@TheDizzAR: Gaga tamin'ny fahitana ny Tahrir tamin'ny fahitalavi-panjakana! #ReasonsMubarakIsLate
@omargodeh: #ReasonsMubarakIsLate he's waiting for a Saudi visa
@omargodeh: #ReasonsMubarakIsLate miandry visa Saodiana izy
@PVVVenlo: The swiss bank is closed #ReasonsMubarakIsLate
@PVVVenlo: Mikatona ny banky Soisa #ReasonsMubarakIsLate
@lehan: Because his staff, servants and pets wont mummify themselves #ReasonsMubarakIsLate
@lehan: Noho ny mpiasany, ireo mpanompony sy ny biby fiompiny #ReasonsMubarakIsLate
@Eyousry: He's checking the new hash-tag #ReasonsMubarakIsLate
@Eyousry: Manamarina ny tenirohy vaovao #ReasonsMubarakIsLate izy
@kmokhtar: Crying to Dr. Phil. #ReasonsMubarakIsLate
@kmokhtar: Mitomany an'ny Dr. Phil. #ReasonsMubarakIsLate
@Ned_MzH: Mubarak, like everyone else is glued to Al Jazeera #reasonsMubarakisLate #Egypt #jan25
@Ned_MzH: Variana ao amin'ny Al Jazeera i Mubarak, tahaka ny tsirairay #reasonsMubarakisLate #Egypt #jan25
@ThundarKitteh: Getting his hair done. #ReasonsMubarakIsLate
@ThundarKitteh: Nanao volo izy. #ReasonsMubarakIsLate
@Kawdess: #ReasonsMubarakIsLate making sure his phone's profile is set to Silent
@Kawdess: #ReasonsMubarakIsLate mahazo antoka fa natao mangina ny findainy
@BrindisMom: He's waiting for his KFC meal #ReasonsMubarakIsLate
@BrindisMom: Miandry ny sakafony KFC izy #ReasonsMubarakIsLate
@khalawa69: Gamal broke curfew, he is punishing him #ReasonsMubarakIsLate
@khalawa69: Tsy nanaja ny tsy fahazoana mivezivezy amin'ny alina (couvre-feu) i Gamal, eo am-panasaziana azy #ReasonsMubarakIsLate
@dobror: Watching Seinfeld thinking “it is not a lie if you believe it” #ReasonsMubarakIsLate
@dobror: Mijery ny tantara mitohy Seinfeld sady mieritreritra hoe “tsy lainga izany raha mino izany ianao” #ReasonsMubarakIsLate
@iDiplomacy: Police mistook him for a journalist and he's locked up in prison #reasonsmubarakislate
@iDiplomacy: Nafangaron'ny polisy tamin'ny mpanao gazety izy ary naiditra any am-ponja #reasonsmubarakislate
@LSal92: #ReasonsMubarakIsLate He's rounding up Abbas, King Abdullah & Saudi king for a sleep over at Obama's.
@LSal92: #ReasonsMubarakIsLate Miandry hamory an'i Abbas, ny Mpanjaka Abdullah & mpanjaka Saodiana mba hanao “camping” any amin'i Obama izy.
@ANaderGretly: #ReasonsMubarakIsLate He's also waiting for Mubarak's speech.
@ANaderGretly: #ReasonsMubarakIsLate Miandry ny kabarin'i Moubarak ihany koa izy.
Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana manokana ataonay momba ny Fihetsiketsehana Ejypta 2011.