Ejypta: Namoy ny Ainy Ny Jeneraly Saad El Din El Shazly

(Fanamarihana: nivoaka tamin'ny volana Febroary 2011 ny lahatsoratra tamin'ny teny anglisy)

Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana ataonay manokana momba ny Fihetsiketsehana ao Ejypta 2011.

Namoy maherifo tsy notantaraina tamin'ny ady Oktobra 1973, Saad El Din El Shazly i Ejypta. Tao amin'ny Twitter, nanome voninahitra ity lehilahy ity, izay voaroaka tamin'ny asany amin'ny maha masoivoho Ejiptiana azy tany Portiogaly sy nalefa an-tsesitany tany Alzeria, taorian'ny fitsikerana ampahibemaso ny Fifanekena Camp David, nosoniavin'ny filoha Ejiptiana teo aloha Anwar Sadat ireo sioka.

Tao amin'ny Twitter, haingana avy hatrany ireo sioka nanamarika fa tena menavazana i Shazly, izay lehiben'ny Mpiasan'ny Tafika Ejypsiana nandritra ny Adin'ny Oktobra.

Ireto ny fanehoan-kevitra sasany tao amimn'ny Twitter:

@_Camara_: The untold hero of the 1973 October War, Saad El Shazly May mercies of Allah be upon you Sir! you sure died in great days. #Jan25 #Egypt 🙁

@_Camara_: Ilay maherifo tsy notantaraina tamin'ny Adin'ny Oktobra 1973, Saad El Shazly, ho aminao anie ny famindram-pon'i Allah! Maty tamin'ny andro lehibe ianao. #Jan25 #Egypt 🙁

@iyad_elbaghdadi: FYI, when #Egypt's army was being pounded in the 1967 war, Saad Al-Shazly was INSIDE Israeli territory and was the last to retreat.

@iyad_elbaghdadi: Ho fampahafantarana anao, rehefa nodarohana tamin'ny ady tamin'ny taona 1967 ny tafika ao Ejypta, TAO ANATIN'NY faritra Israeliana i Saad Al-Shazly ary izy no niala farany tao

@iyad_elbaghdadi: Saad Al-Shazly recounted his life story in an Aljazeera program called “Witness to History”; part 1 starts here: http://bit.ly/i1lQNl (Arb)

@iyad_elbaghdadi: Nitantara ny tantaram-piainany tao amin'ny fandaharan'ny Aljazeera antsoina hoe “Fijoroana Vavolombelon'ny Tantara” i Saad Al-Shazly ; manomboka eto ny fizarana 1: http://bit.ly/i1lQNl (Arb)

@iyad_elbaghdadi: God I'm at the verge of tears. I really loved that man. Saad Al-Shazly, may we accomplish what they did not let you finish. #Jan25

@iyad_elbaghdadi: Latsa-dranomaso tanteraka aho Andriamanitra ô!. Tena tiako loatra io lehilahy io. Saad Al-Shazly, ho tanterahinay anie izay tsy navelan'izy ireo hofarananao. #Jan25

@iyad_elbaghdadi: For those wish to know more about Saad Al-Shazly: http://bit.ly/huJky6. This is the true hero of 1973 – not #Mubarak. #Jan25

@iyad_elbaghdadi: Ho an'ireo maniry hahafantatra bebe kokoa an'i Saad Al-Shazly: http://bit.ly/huJky6. Ity no tena mahery fo tamin'ny taona 1973 – fa tsy i #Mubarak. #Jan25

@iyad_elbaghdadi: More can be found here: http://bit.ly/gfIJXv, website dedicated to the life & times and military genius of Saad Al-Shazly #Jan25

@iyad_elbaghdadi: Mbola betsaka no azo jerena eto: http://bit.ly/gfIJXv, tranonkala natokana ho an'ny fiainana sy ny fotoana ary ilay miaramila miavaka Saad Al-Shazly #Jan25

@Krimnoor: We lost a great Egyptian ,worrior General and patriot RIP Marshall Saad al Din El Shazly

@Krimnoor: Very Ejypsiana lehibe izahay, ilay Jeneraly mpiady sy tia tanindrazana. Mandria Am-piadanana Marshall Saad al Din El Shazly

@digitalhammad: http://el-shazly.com/ Saad El-Shazly , thats a veteran not @DictatorMubarak

@digitalhammad: http://el-shazly.com/ Saad El-Shazly , izany no menavazana fa tsy @DictatorMubarak

@YosriFouda: Rest in peace Shazly, you did well with your life and you shall always be in our hearts #Egypt #Jan25

@YosriFouda: Mandria am-piadanana  Shazly, nanao ny tsara ianao tamin'ny fahavelomanao ary ho am-ponay mandrakariva ianao #Egypt #Jan25

@izzarian: My great uncle Saad El-Shazly has passed away today إنا لله و إنا إليه راجعون a hero and great man. #Egypt

@izzarian: Namoy ny ainy androany ny dadatoako mahafinaritra Saad El-Shazl إنا لله و إنا إليه راجعون mahery fo sady tena lehilahy. #Egypt

Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana ataonay manokana momba ny Fihetsiketsehana ao Ejypta 2011.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.