Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

03 Jona 2017

Tantara tamin'ny 03 Jona 2017

Espaina: Meksikàna Mibilaogy Mba Hahatsiaro Ho Toy ny Any An-Tanindrazana

Misy vondrom-piarahamonina mitombo rafetin'ireo Meksikana mpitoraka bilaogy monina ao Espaina, manoratra mba hanampy azy ireo hahatsiaro ho toy ny any an-tanindrazany amin'ny alàlan'ny fizaràna ny heviny momba ny fonenana any aminà firenen-kafa sy momba ireo fomban-drazana mbola voatahiry.

Asehon'ny Tetikasa Fakan-tsarin'ny Mpianatra Makedoniana Ireo Toerana Sasany Tamin'ny Ady Lehibe Voalohany sy ny Endriny Ankehitriny

Manambatra ny zava-misy eny an-dalambe ao amin'ny faritra atsimon'iny tanàndehiben'i Bitola Makedonia nandritra ny Ady Lehibe I sy ny zava-misy amin'izao fotoana izao ny fampirantiana sary.

Egypta: Ataon'ny Fetibe El Korba Isan-taona Mamiratra Amin'ny Tena Hatsaran-tarehiny ny Tanàndehibe

Niandry ity hetsika fanao isan-taona ity ny mponina maro ao Heliopolis sy ny avy amin'ny faritra samihafa ao Kairo, fotoana izay ahafahan'izy ireo miala voly sy mankafy ny hatsaran'ny distrika Heliopolitana be mponina amin'ny fotoana rehetra, nikatona ny fifamoivoizan'ny fiara tamin'io andro io.

Ejypta: Mampiasa Teknolojia Hampisehoana Ireo Tompon'Andraikitra Tamin'ny Fampijaliana, Sy Ny Herisetran'ny Polisy

Teknolojia mampangarahara asa

Mampiasa fitaovana antserasera maimaim-poana ireo bilaogera sy mpikatroka mba hampiseho ny fampijaliana sy ny herisetra ataon'ny polisy ary mba hampandray andraikitra ny governemanta manoloana ireo fanararaotana ny zon'olombelona ireo.