- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rakipeo Global Voices : Antsafa Niarahana Tamin'i Eduardo Avila

Sokajy: Amerika Latina, Bolivia, Fifindràmonina, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

(Marihina fa tamin'ny 18 May 2006 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy)

Amerikana Boliviana mipetraka any Washington DC i Eduardo Avila [1]  ary mitatitra an'i Bolivia ho an'ny Global Voices . [2]

Niresaka tamin'i Eduardo i Kamla Bhatt nandritra ny fihaonambe WeMedia [3]  vao haingana tao Londra momba ny asany, ny famahanany bilaogy ary i Bolivia.

Azonao trohana na henoina ny antsafa amin'ny alalan'ny fikitihana eto [4]na eo amin'ny kisary etsy ambony.