Mey, 2017

Tantara tamin'ny Mey, 2017

Palestina: Atao Fitaovana i Gaza

Bilaogera nandao an'i Gaza vao haingana i Exiled (an-tsesintany) - ary tsy maika hiverina izy. Ho hitantsika ato ny heviny momba ny fampielezan-kevitra ara-politika sy ny fitiavan-tena, ny tonelina mankany Ejipta sy ny tetikasa fefy vy, ary ny toetry ny hiahian'ny tontolo any ivelany ny tetezan-tanin'i Gaza.

Tonizia: Ary Tratran'ny Sivana I Arabicca!

Nanapa-kevitra hanohy indray ny famahanana bilaogy tamin'ny herinandro lasa ilay bilaogera Toniziana Fatma Arabicca izay voasambotra roa volana lasa izay. Tonga ireo manampahefana nanakana ny lahatsoratra iray monja tao amin'ny bilaoginy vaovao . Naneho hevitra momba ny fandrarana sy ny fanasivanana ireo bilaogy hafa ihany koa ireo bilaogera Toniziana .

Pôrtô Rikô: Kolikoly Mameno Ny Departemantan'ny Polisy

  29 Mey 2017

Nisambotra olona 133 tao Pôrtô Rikô ny Birao Federaly mpanao Fanadihadiana (FBI), ka polisy ny 89 tamin'ireo, tao anatin'ilay antsoin'ny Departemantan'ny Fitsaràna Amerikana hoe "ny fanadihadiana goavana indrindra tamin'ny resaka kolikolin'ny polisy teo amin'ny tantaran'ny FBI".. Maneho hevitra ny tontolon'ny bilaogy.

Avy amin'ny Tontolon'ny Blaogy Jordaniana

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2005) ”Fihaonamben'ny Jordan Planet Voalohany tao Amerika Avaratra” avy amin'i Jameed ”Fihaonan'ny Jordaniana Mpitoraka blaogy Tamin'ny Novambra” avy amin'i Roba Al-Assi Koa satria efapolo isan-jaton'ireo Jordaniana mpitoraka blaogy no tsy monina ao Jordania, dia mitranga matetika maneran-tany ireo fihaonana. Mitatitra avy amin'ny Fihaonamben'ny Jordan Planet Voalohany ao Amerika...