Shina: Tandindonin-doza Ny Lemaka

(Marihina fa tamin'ny 29 Janoary 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

Mifantoka amin'ny olan'ny tontolo iainana sy ny toetrandro ao Shina ny tranonkala ifandrimbonana vaovao iray antsoina hoe ‘China Green’  (Shina Maitso). Miresaka ny Lemaka Tibetana ny tetikasa voalohany , izay mampiseho hoe nahoana no mametraka loza mitatao ho an'ny ampahatelon'ny olombelona ny vokatry ny fiakaran'ny maripana manerantany eo amin'ny lemaka . Satria noho ny ankamaroan'ny rafitry ny herin'ny renirano ao Azia avy amin'ny lemaka no anton'izany.

Ity ambany ity ny dokambarotry ny tetikasa.

http://preview.michaelzhao.net/PlateauCrisis/trailerOriginOfRivers.swf

Ahitana lahatsary, antsafa ary fifandimbiasantsary maro hafa izay mampiseho ny fiovan'ny vongan-dranomandry ao amin'ny tendrombohitra Everest ny tranonkala.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.