Ejypta: “Tsy Matahotra Intsony Izahay”

(Fanamarihana: Ity lahatsoratra ity dia efa nivoaka tamin'ny taona 2011 nandritra ny fihetsiketsehana tao Ejypta)

Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana manokana ataonay momba ny Fihetsiketsehana tao Ejypta tamin'ny taona 2011.

Misasakalina izao ao Kairo, Ejipta, izay mitohy ao anatin'ny andro faha-enina ny fihetsiketsehana manohitra an'i Mubarak. Satria mihamafy ny hetsi-panoherana, mihamafy tahaka izany ihany koa ny sitrapon ‘ny olona hanongana an'i Hosni Mubarak, izay teo amin'ny fitondrana nandritra ny 30 taona.

Tao amin'ny Twitter, nanoratra i @shaistaAziz hoe: “Natahotra izahay nandritra ny 30 taona – tsy matahotra intsony izahay ankehitriny” ary tamin'ny fihetsiketsehana tao Kairo tao amin'ny Kianjan'i Tahrir, nitondra sora-baventy miaraka amin'ny vahaolana tsotra ny mpanao fihetsiketsehana iray: “Mubarak, miala ianao. Mody aho. Tapitra. “

Nanomboka tamin'ny 25 Janoary ny fihetsiketsehana ary narindra taorian'ny antso tao amin'ny Facebook, avy amin'ny vondrona Khaled Saeed avokoa isika rehetra. Nomena ny anaran'i Khaled Saeed ny vondrona, tovolahy avy any Alexandria novonoin'ny polisy. Ny fahafatesany, tamin'ny volana Jona teo no niteraka fihetsiketsehana mieli-patrana sy fahatezerana tamin'ny herisetra ny polisy sy ny ‘fampiasana ny Lalàna Vonjimaika mba hampihorohoroana ny olom-pirenena. “

Vahaolana tsotra nalefa tao amin'ny Twitpic

Ireto ny sioka farany avy any Ejypta sy ny momba azy:

@jonjensen: U.S. Embassy Cairo: State Dept. to begin evacuation flights for Americans living in Egypt starting 1/31 http://bit.ly/e4Al6h #Mubarak

@jonjensen: Masoivoho Etazonia ao Kairo: Sampam-panjakana. manomboka ny famindràna ny zotram-piaramanidina ho an'ireo Amerikana monina ao Ejypta, manomboka amin'ny 1/31 http://bit.ly/e4Al6h #Mubarak

@alaa: ♻ @mohamed: ‘No to Suleiman, no to Shafik’ Egyptians tell our correspondent in Cairo: http://bit.ly/eDS0Ze #egypt

@alaa: ♻ @mohamed: ‘Tsy ho an'i Suleiman, tsy ho an'i Shafik’ hoy ny Ejypsiana tamin'ireo namanay ao Kairo: http://bit.ly/eDS0Ze #egypt

dkagis: RT @monasosh I don't know why did we have police in the 1st place.We seem to be taking good care of each other,organizing traffic,cleaning streets #Jan25

dkagis: RT @monasosh Tsy fantatro nahoana isika no manana polisy eo amin'ny toerana voalohany. Toa miresaka fikarakarana ny tsirairay isika, mandamina ny fifamoivoizana, manadio lalana #Jan25

AdamAlwaysA1: RT @Jan25voices BBC: Gun fire in Tahrir Square… Army arrested some of them and are claiming they are from secret police #jan25 #jan28 #egypt

AdamAlwaysA1: RT @Jan25voices BBC: Tifitra basy ao amin'ny Kianjan'i Tahrir Square… Nisambotra ny sasany tamin'izy ireo ny tafika ary milaza fa avy amin'ny polisin'ny fitsikilovana izy ireo #jan25 #jan28 #egypt

@roblugg: RT @bencnn In last 5 days haven't seen any major expressions of political Islam. It's not there, armchair “terrorism” experts. Move on. #Jan25 #Egypt

@roblugg: RT @bencnn Tao anatin'ny dimy andro lasa, tsy nahita fanehoan-kevitra lehibe momba ny silamo ara-politika aho. Tsy ao izany, manam-pahaizana momba ny “fampihorohoroana”. Tohizo. #Jan25 #Egypt

@macierzynski: RT @bencnnMubarak government makes me feel 15 years younger: when there was no internet, no cell phones, no blackberry (in Egypt). #Jan25 #Egypt

@macierzynski: RT @bencnnMubarak mahatonga ahy hahatsiaro ho tanora 15 taona ny governemantan'i Mubarak: rehefa tsy misy ny aterineto, tsy misy ny finday, tsy misy ny blackberry (ao Ejypta). #Jan25 #Egypt

@egyptianbrit: RT @shaistaAziz “We've been afraid for 30 years – we are no longer afraid, we are not afraid of the curfew.” Protestor in Cairo #Jan25 #Egypt #Mubarak

@egyptianbrit: RT @shaistaAziz “Natahotra izahay nandritra ny 30 taona – tsy matahotra intsony izahay izao, tsy matahotra ny tsy fahazoana mivoaka amin'ny alina.” Mpanao fihetsiketsehana ao Kairo #Jan25 #Egypt #Mubarak

@GabyVerdier: RT @dancefromiraq: Despite gunfire around Tahrir sq. Protestors repeatedly confirm their determination to stay. #jan25

@GabyVerdier: RT @dancefromiraq: Na dia eo aza ny tifitra basy manodidina ny kianjan'i Tahrir. Nanamafy hatrany ny fahavonany hijanona ireo mpanao fihetsiketsehana. #jan25

@arabmny84: anybody know if the archives and national library were looted??? #egypt #jan25 @arabist @alaa @manal

@arabmny84: misy olona mahafantatra ve raha nisy nandroba ny tranom-boky sy ny tahirim-pirenena??? #egypt #jan25 @arabist @alaa @manal

@pasupatidasi: RT @AymanM #egypt number of protesters dwindling down at Tahrir Square but atmosphere of defiance not waning #jan25

@pasupatidasi: RT @AymanM #egypt nihena ny isan'ny mpanao fihetsiketsehana ao amin'ny Kianjan'i Tahrir saingy tsy mihena kosa ny Square but atmosphere of defiance not waning #jan25

@nicoladiaz: RT @abusamra23 #jan25 #egypt Friends walking back from tahrir direction zamalek, all peacefull, just too many ppl checkpoints…Salut to all our brave guys

@nicoladiaz: RT @abusamra23 #jan25 #egypt Namana niverina ao tahrir, zamalek, milamina ny rehetra, marobe ny toerana fisavana olona …Miarahaba ireo namana be herim-po

We are no longer afraid

Tsy matahotra intsony izahay

@sate3: RT @yasminhamidi: RT @arabist: http://twitpic.com/3uxnbi A protestor explains the situation in #Egypt in simple terms

@sate3: RT @yasminhamidi: RT @arabist: http://twitpic.com/3uxnbi Mpampianatra manazava ny toe-draharaha ao #Egypt amin'ny teny tsotra

Araho hatrany ny fitantarana momba an'i Ejypta.

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.