Tantara tamin'ny 23 Mey 2017
Fitaovana Hanehoana Hevitra Manokana Sy Hiarovana Kolotsaina Ny Hip-Hop Ho An'ny Tanoran'ny Firenena Voalohany Sasany
"ity no andro handrenesanao ny hikiakianay/satria toy ny tanora very làlana amin'ny fiainana izahay/kanefa mino aho fa indray andro any dia hitsangana izahay"
Japàna: Ilay Kiririokan'ny Ao Afovoany Atsinanana
Zavatra roa misaraka ny fanatanjahantena sy ny politika, saingy raha jerenao ny tantara, misy fifandraisana mivandravandra ao.
Domà Rosiana, Nanasa Olomalaza Avy Ao Amin'ny Youtube Mba Hiresaka
Vehivavy iray nilona tanaty koveta be iray fandroana feno ovy fisaka voaendy ho an'ireo 5 tapitrisa mpanjohy azy ao amin'ny YouTube, tonga nitsidika ny Domàm-panjakana i Sasha Spilberg ny Alatsinainy teo.
Ejipta: Gaza No Lohateny Vaventy
Entin'i Eman Abd Al Rahman ho antsika ireo lohateny vaventy avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Ejiptiana milaza ny fahorian'ireo Palestiniana tao Gaza tamin'ny Janoary 2008. Andro efatra nanaovana fahirano nampilentika an'i Gaza ho anaty haizina, niteraka antso iraisampirenena sy hatezerana teny amin'ny arabe Arabo ho fampitsaharana ny fandripahana.
Nanangana Bilaogy Ho Fahatsiarovana Ireo Mpikatroka Pelaka Namoy ny Ainy Ny Vondrom-piarahamonina LGBT ao Bangladesh
Ahoana no ahafahako miaina eto amin'ity firenena ity, ka raha maty misy mamono aho, dia hisy ny hifaly fa nihena ny olona LGBT? Karazana tanindrazana inona ity, izay tsy misy toerana ho ahy?