Tantara tamin'ny 22 Mey 2017
Miady Mafy Ety Anaty Serasera Ilay Kandidà Hirotsaka Ho Mpitantana ny Fikambanana Iraisampirenena Misahana ny Fahasalamana, Nefa Mandà Ny Fisian'ny Kolerà Ao Etiopia
"Atahorako ny lazan'ny OMS ho voapentina ary ny fitokisana azy hanjary hametrahana fanontaniana raha toa ka i Dr Tedros Adhanom no fidiany."
Antso Manerantany Mitady ny Rariny Mampiray ny Mpanakanto Ao Guatemala
Efa roa volana izay no nahafatesan'ireo ankizivavy miisa 41 izay may tao anatin'ny trano tantanin'ny fanjakana ho an'ny ankizy. Kanefa midorororo amin'ny fandraisana andraikitra momba izany ireo manampahefana ao Guatemalà.
Fiarahamonina ho an'ireo Mitondra Otrikaretina SIDA
Nampangain'ireo vondrona isankarazany mpiaro zon'olombelona ny governemanta Kambodziana ho nametraka tsy araka ny sitrapony fiarahamonina iray ho an'ireo mitondra otrikaretina SIDA rehefa nametraka fianakaviana 40 miaina miaraka amin'ny otrikaretina VIH sy SIDA ho any amin'ny vohitra iray 25 kilaometatra miala ny tanànan'i Phnom Penh
Bilaogy Ho An'ny Hetsika Vonjitaitra
[....] tetikasa tsara ho an'ireo izay manohana ny fandraisana andraikitry ny Global Voices
Manasazy Ny VKontakte Sy Ireo Tranonkalan'ny Media Sosialy Rosiana Hafa I Okraina
Nanao sonia ny didy mangataka ny mpanome tolotra aterineto mba hanakana ny tranonkalan'ny media sosialy Rosiana lehibe maro ao amin'ny firenena ny filoha Okrainiana Petro Poroshenko.
Etazonia: Tetikasan-Tanora Tompotany Mandrakitra ny Tantarany Amin'ny Lahatsary
Ny lahatsary, hoan'ny vondrom-piarahamonina Navajo, no lasa lalana ifandraisan'ny tanora amin'ny razambeny sy ny tantaran'ny vahoakany amin'ny alalan'ny tantaran'ny Vehivavy Mavo.