Tantara tamin'ny 21 Mey 2017
Lahatsary Miparitaka Be Mitondra Adihevitra Momba ny Fanabeazana Tia Tanindrazana Ao Shina, Indray
"Tsy ilain'ireo zanako ny hanaraka ireny antsoina hoe 'maherifo' ireny, izay namono ny mpiray tanindrazana taminy. Ny hianatra hitia ny tontolo iainana, miasa amin'ny fomban'ny olona nahita fivoarana, no tokony hianaran'izy ireo"
Andian-taranaka Voalohany Sy Faharoan'ireo Holandey, Manontany Tena Raha Horaisina Ho Toy Ny Olompirenena Ihany Indray Andro Any
Ny maha-izy azy ny tena, ny fidirana anaty fiarahamonina ary ny resaka Silamo, samy resaka saropady ho an'ireo fifidianana hatao amin'ny lohataona ao Holandy ireo. Ivon'ny adihevitra ny hoe iza no tena mpikambana ao anatin'ny fiarahamonina Holandey.
Korea Atsimo : Fanaovana Aterineto Sady Fisotroana Kafe Tsy Tia Reny
Raha tsara ny rafi-panabeazana, dia mety ho voavaha ny olan'ny fampianarana manokana. Nihatsara ny lentan'ny fampianarana any amin'ny fanjakana saingy andramantsika hatrany ny mitady vahaolana any an-kafa. Fotokevitra iray manana ny lanjany ny fisisihana momba ny hanatsarana ny lentan'ireo mpampianatra.
Shina: Mibitsika Ny Nitànana Azy Vonjimaika Tany Am-ponja
Azo eritreretina ho tsy nahita antony mitombina ry zareo, ka izany no antony tsy nakàny ny telefaona finday teny aminay [...]. Nivory nandritry ny ora roa ry zareo, ary avy eo dia nanoratsoratra fanontaniana. Nila naka ny hevitry ny amboniny ry zareo vao tonga tamin'io. Nambarako azy ireo fa tsy hanao afa-tsy ny hiteraka fahafaham-baràka ho azy ireo izao rehetra izao.
Meksika: Mitantara ny Tsiambaratelony ao Amin'ny Twitter
« Tsy naniry ny ho lasa olona hafa ankoatra izao maha-izaho ahy izao velively aho, kaefa miovaova matetika aho ary indraindray dia sahirana mamantatra hoe izay àry aho. Eny, tena fifanoheran-javatra io ».