Israely: Fisoloana Vava Ny Fampinonoana Imasom-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2009)

Lanjalanjain'ny A Mother in Israel  ny momba ny fampinonoana eny imasom-bahoaka. “Kivalavala ny hevitra hoe tokony horaràna ny fampinonoana eny imasom-bahoaka fa mahatonga ny sasany tsy hahazo aina, toy ny hoe fitazonana ny vehivavy bevohoka tsy hivoaka ny trano satria mety hahalasa saina ny olona ny nahatonga azy ho toy izany.”

Ajanony ihany

Hiresaka koa -> avylavitra

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.