(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2009)
Lanjalanjain'ny A Mother in Israel ny momba ny fampinonoana eny imasom-bahoaka. “Kivalavala ny hevitra hoe tokony horaràna ny fampinonoana eny imasom-bahoaka fa mahatonga ny sasany tsy hahazo aina, toy ny hoe fitazonana ny vehivavy bevohoka tsy hivoaka ny trano satria mety hahalasa saina ny olona ny nahatonga azy ho toy izany.”
2 hevitra
Ity kosa angamba lahatsoratra tselatra an!
Fantany ka. Hainy ny fitsipika rehefa QR