Tantara tamin'ny 17 Mey 2017
Namorona Fifandraisandavitra ny Tanàna Iray Ambanivohitra ao Afrika Atsimo Ary Nahavita Nampidina Ny Saram-pifandraisany
"Mazava loatra fa tsy resaka aterineto fotsiny io, fa resaka fiarahana miasa, ny traikefa, ny filàna sosialy, ny fiarahana manangana zavatra."
Netizen Report: Milaza i Vietnam Fa Hiaraka Hiasa Amin'ireo Fangatahana Fanivanana ny Votoaty Manafintohina sy ‘Faikany’ ny Facebook
Manao fifanarahana miaraka amin'ny Facebook i Vietnam, mahatonga fanaovana filambaniny ao amin'ny Aterineto ilay resabe momba ireo omby any India, ary manosika ny hanaovana ny ‘zo ho hadinoina’ mba hanankery manerantany ireo manampahefana Frantsay.
Maninona No Ao Shina Ny Antsasany Amin'ireo Solosaina Tratry Ny Viriosy WannaCry Fitakiana Vola?
Mety marefo kokoa mora iharan'ilay fanafihana ireo Shinoa mpampiasa solosaina noho ny ankamaroan'izy ireo zatra mampiasa hosoka (izany hoe piraty) na Windows efa tranainy be ka vokatr'izay dia tsy mahazo fanavaozana ny fiarovana intsony