Tantara tamin'ny 16 Mey 2017
Teratany ao Arzantina Maneho Fandàvana ny Tsimatimanota Sitrahan'ireo Heloka Bevava Nandritry ny Fitondrana Jadona
Ilay didy 2x1 niteraka resabe, izay mety hampihena ny sazin'ireo voaheloka noho ny heloka bevava natao tamin'ny zanak'olombelona nandritry ny fitondrana jadona, dia niteraka hetsi-panoherana tanaty " valinkafatra niendrika mari-pamantarana sy hentitra momba izay tsy tiantsika hiverina hitranga indray"
Nandositra Ny Tranony Karakara Volamena Ve Ilay “Boloky Voalohany” Ao Tajikistan?
Jereo, ry namana! Sarobidy kokoa noho ny vorona ny olom-pirenena. Vonona izy ireo hanome valisoa noho ny boloky ary manetsika ny tafika rehetra mba hitady izany. Kanefa maty ao anatin'ny firenena sy any ivelany ny olom-pirenena Tajik ary tsy misy miraharaha.
Ho An'ireo Mpitsoaponenana ao Seattle, Ny Fiakaran'ny Hofantrano dia Midika Fa Tsy Mifarana Ny Fitadiavana Trano
Satria misondrotra ny hofantrano ao Seattle, any amin'ny morontsiraka andrefan'i Etazonia, miatrika ny tena zava-mahatahotra azy ireo Kôngôley mpitsoaponenana: ny ho lasa tsy manan-kialofana.
“Resy Lahatra” ny Parlemanta ao Iràka Hoe Tsy Misy Kolikoly Ao Amin'ny Ministeran'ny Fahasalamàna. Fa Toy Izany Koa Ve ny Vahoaka Irakiàna?
"Ny fahafahampon'ny parlemanta tamin'ireo valinteny naroson'i Adilah Hamoud dia midika fa fiahiana ara-pahasalamana zara fa misy no mendrika ho an'ny vahoaka avy aminà ministera mpanao kolikoly."
Lisitr'ireo Hira Amin'ny Fetibe 2017 ao Trinidad & Tobago : Fizaràna 1

Taridàlana kely ho an'ny mozika izay mampiaka-tsehatra ireo fankalazàna ny fetibe ao Trinidad sy Tobago amin'ity taona ity
Ny Mediam-Panjakana Ethiopiana Ihany no Tsy Nihoby An'I Teddy Afro, Ilay Mpihira Mitarika Amin'ny Laharan'ny Billboard
Tsy afaka nandefa ny antsafa nandrasana fatratra niaraka tamin'ny mpanakanto be mpitia fantatra amin'ny fahaleovantenany ara-politika ny mpanolotra fandaharana tao amin'ny fahitalavi-panjakana EBC.
Nahoana no Niara-niròna tao Amin'ny Sisintany Amerikana Ireo Mpitady Fialokalofana Miisa 78, Na dia Mety Holavina Aza Ny Fangatahan'izy ireo
Ny harivan'ny 7 Mey 2017, mpifindramonina Nikaragoàna, Salvadaoriana, Goatemalteka sy Haondiorana enimpolo mahery no tonga tao amin'ny sisiny avaratr'i Tijuana mba hangataka fialokalofana faobe ao amin'ny Vavahadin'ny Seranantsambo San Ysidro ao California.