Tantara tamin'ny 13 Mey 2017
Iza No Mandoa Vola Hanaovana Sary-Sy-Soratra Mamely An'i Alexei Navalny?

Tamin'ny 5 Mey, nanomboka nahazo tolotra andoavam-bola amin'ny alalan'ny fandefasana sary-sy-soratra (meme) mitsikera ny lehiben'y mpanohitra sady bilaogera ara-politika Alexei Navalny ireo mpitantana vondrona marobe ao amin'ny tranonkala media sosialy Rosiana Vkontakte
Sehatra Nanampy Ireo Mpifindra-monina An'arivony Hifandray Amin'ny Fianakaviany
Manerantany, tombanana ho 65 tapitrisa eo ireo olona voatery nandositra ny tanindrazan'izy ireo noho ny antony samihafa. Ity sehatra ity dia mikendry hampifandray ireo fianakaviana tafasaraka.
#SiMeMatan (Raha Mamono Ahy Izy Ireo), Tenirohy Hanoheran'ny Vehivavy Ny Herisetra, Sy Ny Famonoana Vehivavy Ao Meksika
"Raha mamono ahy izy ireo, dia hanendrikendrika sy hanameloka ahy. Na amin'ny zavatra nataoko na tsy nataoko , tsy maninona izany."
Mpanao Haiady Mifangaro (MMA), Mampiasa Ny Folo Segondra Nandreseny an'ilay Mpampianatra Tai Chi Mba Hihantsiana Ireo Shinoa Mpanao Kung Fu Mpitàna Birao
Nihen-danja ho fampisehoana be loatra sy fahaizamanao kely loatra ve ny haiady Shinoa? Mieritreritra toy izay ny olona iray mpanao Haiady Mifangaro, ary narahany asa ny teniny.
“Ravao ny Manda “: Hetsi-panoherana Artistika Ataon'ny Amboaram-peon-Java-maneno Dresden Ao Amin'ny Sisintanin'i Etazonia sy i Meksika
"Iray ihany isika , na dia eo aza ny fiampisarahan'ny manda sy ny sisintany."
Netizen Report: Volavolan-dalàna ao Ejypta Mety Hanakana ny Media Sosialy

Mametra ny fahalalahana miteny i Ejypta, nosakanan'i Tiorka ny Wikipedia, nakaton'i Rosia ny WeChat, ary tsy afaka manakana ny fitsikilovana ny UK.