Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

09 Mey 2017

Tantara tamin'ny 09 Mey 2017

Mankalaza Ny Famotsorana Ireo Ankizivavy Chibok 82 Nobaboin'ny Boko Haram Ny Nizeriana

Navotsotra ireo ankizivavy taorian'ny fifampiraharahana teo amin'ny governemanta sy ny milisy Boko Haram.

Palestiniana Mpanao Gazety Manoritsoritra Ireo Andro Maro Nijaliany, Ireo Tsindrona Mistery Nataon'ny Sampam-pitsikilovana Palestiniana Azy

GV Mpisolovava

“Manokafa trano fiandrasampaty ho ahy, tsy ho ela dia handre momba ny fahafatesako ianareo.”

Misolo Tena ny Governemanta Mpanao Famoretana Ao Ethiopia i Tedros Adhanom Kandidà Tale Jeneralin'ny OMS Ho An'ny Mpanohitra

Manao fampielezan-kevitra manohitra azy mafy an-tserasera ireo Ethiopiana izay mahatsiaro ho voahilikiliky ny governemanta ao amin'ny firenena.

Toniziana Mpikatroka Amin'ny Media Alaina Ambavany Momba ny Loharan'ireo Antontan-taratasy Tafaporitsaka

GV Mpisolovava

Endrika manana ny maha-izy azy amin'ny media tsy mankina sy ny fikatrohana ho fiarovana ny zon'olombelona ao Tonizia sy any amin'ny faritra Arabo i Ben Gharbia.