Tantara tamin'ny 08 Mey 2017
Valy Bontana: Tolo-kevitry ny AFRINIC fa Hovidian-Dafo ny Fanakatonana Aterineto
Misy ny tolokevitra hanapaka ara-teknika ny aterineton'ireo governemanta manapaka ny aterineto. Saingy raha tsy tafiditra an-tserasera ny governemanta dia tsy isalasalana fa ho tsapan'ny olom-pirenena izany.
Fomba Telo Iezahan'ny Governemanta Rosiana Ifehezana ny Aterineto
"Noforonin'ny CIA ho tetikasa manokana ny aterineto, ary mivoatra araka izany" hoy i Vladimir Potinina telo taona lasa izay tamin'ny herinandro teo. Nanomboka teo, vao mainka nihena ny fitokisan'ny manampahefana Rosiana ny aterineto.
Ato Anatin'ny Fikambanana, Mbola Miasa Saina Lavitra Noho Ianao Raha Resaka ‘Faikam-Baovao”
Loza mitatao ho an'ny tena fototry ny fisian'izy ireo ny firongatry ny lainga any amin'ny haino aman-jery eran'izao tontolo izao.
Rafael Braga Vieira: Endriky Ny Fanavakavaham-bolonkoditra Napetraky ny Lalàna Sy Ny Fahantrana Natao Ho Heloka Ao Amin'ny Fitsarana Breziliana
Tsy nanan-kialofana sady nanangona akora azo averina ampiasaina mba hivelomana i Braga tamin'izy voasambotra voalohany. Nefa mbola vao ny fiantombohan'ny tantara ratsy maizina kokoa izany.
Mahery Fo Roa Tratry ny Fanafihana Tamin'ny Asidra, Eny ambony Fandrian'ny Hopitaly No Manàla Fanadinana
Tsy navelan'i Seema Basnet sy Sangita Magar ho vato misakana ny fianaran'izy ireo ny ratra nanjo azy.