Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

07 Mey 2017

Tantara tamin'ny 07 Mey 2017

Fianjeran'ny Bus Iray Nahafatesana Ankizy Am-polony Tany Tanzania Avaratra

Ity Firenena Afrikana Tatsinanana ity no iray amin'izay ahitana lozam-pifamoivoizana ahafatesan'olona be indrindra ato amin'ny kaontinanta.

Fiainana Isan'Andro ao Tokyo Avoakan'ny Mpakasary Iray

Miainga amin'ny sehatra ara-kolontsaina ka hatramin'ny sarintava mahatalanjona izay mety tsy ho hita intsony rehefa kelikely, liana amin'ny fandraketana ny fiainana ao Tokyo i Lee Chapman.

Tatitry ny Mpisera: Fanjakana ao Kenya sy Meksika, Manahy Fanodinkodinana Twitter Ny Olona

GV Mpisolovava

Satria tondraka ny familivilian-tsaina ara-tsosialy ao amin'ny Twitter, mibahana tranonkala maromaro i Venezoelà, ary ny Facebook mizotra mankany amin'ny ady amin'ny vaovao sandoka ao Frantsa.

Ilay Firenena Feno Rehaka ao Pasifika Miaro ny Tanindrazany Amin'ny Hirampirenen'i Bikini

"Tsy afaka hijanona ela intsony aho — tena marina io /Tsy afaka hiaina ela intsony anaty fandriampahalemana sy fiadanana / Tsy afaka intsony hitsotsotra maka aina eo ambonin'ny lafika sy ny ondako"

Tonga Any Libanona Ny Hetsi-panoherana Ao Venezoela

"Fahasahiana izany. Tokony hiantoka ny Zon'olombelon'ireo Venezoeliana i Tarek WILLIAM Saab kanefa tsy nanao izany izy fa nandeha sy niresaka momba ny Zon'Olombelona tao #Libanona."