Efa mba nanontany tena ve ianareo hoe toy inona izany baolina kitra ao Azia Afovoany izany? Isaorana ilay mpanao gazety, Peter Leonard, fa tsy mila mivahiny any amin'ilay faritra ianareo mba hahita izany. Ireo tafiotram-bitsik'i Leonard ny Alarobia tolakandro teo dia niresahana tarika roa ao anatin'ny fifanintsanan'ireo ao amin'ny diviziona faharoa ao Azia, ny Amboaran'ny Kaonfederasiona Aziatika momba ny Baolina Kitra (AFC Cup). Tany Osh, Kyrgyzstan, no natao ny lalalo, toerana izay nifanandrinan'ny Alai, tompondaka Kyrgyz, ny Istiklol, klioba iray an'ny zanak’ Emomali Rakhmon, filohan'i Tajikistàna mpifanolo-bodirindrina aminy.
In for some quality football today as Kyrgyzstan league leaders FC Alai face Tajik champs Istiqlol in AFC Cup match pic.twitter.com/uhAdfAlKfB
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Ao anatin'ny sehatry ny baolina kitra avo lenta amin'izao fotoana izao, mihaona amin'ny lohalaharana ao amin'ny ligy Kirgyzstàna, FC Alai ny Istiqlol Tajik, ao anatin'ny lalaon'ny Amboara AFC
Players shake hands pic.twitter.com/1xrgctk0lp
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Mifandray tànana ny mpilalao
Off we go pic.twitter.com/pvh1DL2HQa
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Manomboka ity, lasa isika
Quite hard to find seats not covered in bird poop or broken. pic.twitter.com/6tEPgoOeVS
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Somary sarotsarotra ihany ny mahita toerana tsy feno taim-borona na tapaka
A pretty sedate crowd. No particular cheering or singing anticipated pic.twitter.com/OMM5Zoh9CH
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Mpijery mahafinaritra anaty fitoniana. Tsy dia misy fientanentanana na hirahira
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Five minutes in and Alai have just had their first chance on goal.
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Dimy minitra nilalaovana dia efa nahita tsapa vintana sahady ry zareo Alai
Another couple of decent chances for Alai pic.twitter.com/3cDykFyAcB
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Vintana mendrika roa hafa nananan'ny Alai
Alai's star player is Guinean Alia Sylla, who has scored five goals out four games in this Kyrgyz league season pic.twitter.com/nvAkjuqF2l
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Alia Sylla, ilay Gineàna no kintan'ny Alai, izay nahafaty baolina dimy tanaty lalao efatra tao anatin'ny fotoam-pilalaovan'ny ligy Kyrgyz taminì'ity taona ity
Favored crowd swear is “ёб твоё бляааа”, a kind of salty Russian gibberish.
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Ny faniratsiran'ny olona dia ny hoe “ёб твоё бляааа” , karazana teny Rosiana masirasira
A bit of ёб твою бля in action pic.twitter.com/0emZmt7lVx
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
“ёб твоё бляааа” amperinasa
And Dzhalilov finally puts one in the back of the net to deafening silence pic.twitter.com/gOjL7LGhzZ
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Ary farany dia nahatonga iray tany anaty harato i Dzhalilov hamakiana ilay fahanginana mahadonto
Istiqlol 1 – Alai 0
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Ouch, Istiqlol running the show here as Dzhalilov makes it 2-0 in '38.
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Oay, ny Istiqlol no mitantana ny lalao eto fa novàn'i Dzhalilov ho 2-0 ny isa teo amin'ny minitra faha-38
Maksadbek Alimov misses clear chance to pull one back for Alai at '43. Man behind me calls him a долбоёб.
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Tsy tafiditr'i Maksadbek Alimov ny baolina tokony hampihena mazava ny elanelan'isa ho an'i Alai teo amin'ny minitra faha-43. долбоёб no iantsoan'ilay rangahy ato aorinako ato an'lery
And in dying moments of first half, Alai's best chance so far pic.twitter.com/E2l8D9EfYU
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Ary ao anatin'ireo segondra faran'ny ampaham-potoana voalohany, ny vintana tsara indrindra ho an'ny Alai hatreto
First half verdict: Istiqlol vastly more organized, Alai more into thumping ball up field. Dzhalilov a standout
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Valin'ny ampaham-potoana voalohany: mirindra kokoa ny Istiqlol, mpanao daka ankoatrahotra ny Alai. Miavaka i Dzhalilov.
This is basically your ultras stand here pic.twitter.com/V2yltcdOQG
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Amin'ny ankapobeny dia ny fanomezanao ny tsara indrindra avy aminao io
A couple of seed-chomping cops here, keeping things nice and calm pic.twitter.com/teVNWvoiCN
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Polisy roa mihidy vazana no eto, manao izay hahatsara sy hampilamina ny zavatra rehetra
And we're off again pic.twitter.com/HSRgrViTCK
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Ary dia lasa indray isika izao
Not much going on in the second half. Alai sitting back and punting ball up to African lads
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Tsy dia misy zavatra inona loatra ny ampaham-potoana faharoa. Mijanona any aoriana ny Alai ary mandefa ny baolina ho any amin'ireo bandy Afrikàna
Alai with a good chance at '61 but shot taken much too squarely pic.twitter.com/k70AWN8m0v
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Vintana tsara ho an'ny Alai teo amin'ny minitra faha-61 saingy daka mora nalaina tsy amim-pisalasalàna
Dzhalilov got subbed a few minutes back. Istiqlol coasting home at this point.
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Naka aina minitra vitsy i Dzhalilov. Mody amin'izao toedraharaha misy izao ny Istiqlol
Popcorn, popcorn, popcorn, cooooome get your popcorn pic.twitter.com/4ufxPLeJdZ
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Popcorn, popcorn, popcorn, tongaaaaava ento ny popcorn-nareo
Istiqlol makes it 3-0 from the penalty spot. Scorer is Dilshod Vasiyev pic.twitter.com/rnZivSdyvU
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Tafakatry ny Istiqlol ho 3-0 avy amin'ny daka penalty. i Dilshod Vasiyev no namono ny baolina
Here was the foul pic.twitter.com/b9Cpr4sJpg
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Ity ilay mitapy
And it's 4-0!! pic.twitter.com/Mnbl89OEgn
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Ary dia 4-0
Alai salvages some pride as Odilzhon Abdurakhmanov scores to make it 4-1. Crowd erupts. Chants of Alai, Alai, Alai.
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Mba afaka mirehareha kely ny Alai satria nahenan'i Odilzhon Abdurakhmanov ny isa, 4-1. Mihoraka ny olona. Mikiakiaka ny hoe Alai, Alai, Alai
Aaaand, that's it. 4-1 to a vastly superior Istiqlol. Thank you for joining me today pic.twitter.com/gZ1w2zlVBG
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Aaaaary, dia vita. 4-1 ho an'ny Istiqlol izay tena avo dia avo tokoa. Misaotra anao nanjohy ahy androany
As usual for football in this part of the world, cop to fan ratio was about 1:2 pic.twitter.com/MycdrefQgh
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Toy ny mahazatra amin'ny lalao baolina kitra aty amin'ity faritra iray eto amin'izao tontolo izao ity, ny isan'ny polisy mitaha amin'ireo mpankafy dia 1:2
Cops get post-match pep talk: “Good job lads, you done good. It was a game of two halves etc.” pic.twitter.com/GaMqCDLovJ
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Nahazo dera ny polisy taorian'ny lalao: ” Milay ry zalahy a, niasa tsara ianareo. Tena lalao nifampisasahana iny
And some post-match detritus. Discarded seed shells pic.twitter.com/EJBJOZtuyG
— Peter Leonard (@Peter__Leonard) May 3, 2017
Ary ny sasany tamin'ireo fako taorian'ny lalao. Akora sy hodi-javatra nariana teny rehetra teny.