Mitokona Tsy Mety Mihinan-Kanina Ilay Mpampianatra Ambony Emira Arabo Any Am-ponja

Nasser Bin Ghaith nandritra ny adihevitra misokatra momba ny “maha zava-dehibe ny jeo-politika ao amin'ny Faritra Helodrano Arabo” tamin'ny volana Desambra 2014. Pikantsary tamin'ny lahatsary YouTube navoakan'ny Foibe Arabo misahana ny Fikarohana sy ny Fanadihadiana Politika.
Nitokona tsy nihinan-kanina nanomboka tamin'ny 2 Aprily i Nasser Bin Ghaith, mpahay toekarena sady mpampianatra ambony ao amin'ny Emirà Arabo Mitambatra ho fanoherana ny fanasaziana azy folo taona an-tranomaizina noho ny lahatsoratra tamin'ny aterineto voalaza fa “manohintohina” ny fanjakana. Nanambara ny fitokonany tsy hihinan-kanina tamin'ny taratasy misokatra, izay naparitaky ny vondrona mpiaro ny zon'olombelona i Bin Ghaith,.
Nosamborina tamin'ny volana Aogositra 2015 i Bin Ghaith. Taorian'ny fisamborana azy, nogadrain'ny manampahefanan'ny Emirà Arabo Mitambatra mangingina nandritra ny sivy volana izy. Nandritra ny fiakarana fitsarana voalohany tamin'ny 4 Aprily tamin'ny herintaona, nilaza tamin'ny mpitsara izy fa voadaroka sy tsy navela natory nandritra ny fanagadrana azy.
Tamin'ny 29 Martsa 2017, nomelohin'ny Fitsarana Ambony Federaly ao Abu Dhabi tamin'ny fiampangana maromaro izy, anisan'izany ny famoahana lahatsoratra antserasera izay “manohintohina ny mari-pamantarana sy ny soatoavin'ny fanjakana, ny politikam-panjakana anatiny sy ivelany sy ny fifandraisana amin'ny fanjakana Arabo iray” ka voasazy folo taona an-tranomaizina izy. Ireo lahatsoratra ireo dia ahitana sioka izay nitsikeran'i Bin Ghaith mafy ny manampahefana Ejipsiana noho ny famoretana nataon'izy ireo tamin'ny taona 2013 tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana tao amin'ny kianjan'i Rabaa izay manohitra ny fanesoran'ny miaramila ny filoha voafidy Muhammad Morsi. Niteraka fahafatesana sivily maherin'ny 800 ny famoretana, araka ny filazan'ny Mpanaramaso ny Zon'olombelona.
Voaheloka ho “namoaka vaovao tsy marina” ihany koa i Bin Ghaith tamin'ny filazana tao amin'ny Twitter fa tsy nomena fitsarana ara-drariny izy tamin'ny raharaha teo aloha fantatra amin'ny anarana hoe “UAE 5″, izay nisamborina sy nampidirina am-ponja mpikatroka efatra miampy ny tenany noho ny fitakiana fanavaozana demaokratika ao amin'ny Emira Arabo Mitambatra. Tany am-ponja efa ho sivy volana ireo mpikatroka talohan'ny namotsorana azy ireo tamin'ny faran'ny volana Novambra 2011, rehefa avy nahazo famelan-keloky ny mpitondra firenena.
Na dia afaka mampiakatra ny didim-pitsarana eo anoloan'ny Biraom-Piarovam-Panjakana ao amin'ny Fitsarana Tampony Federaly ao anatin'ny 30 andro aza i Bin Ghaith, dia nanapa-kevitra ny tsy hanao izany. Ny fampiakarana ny didim-pitsarana dia “tsy hanova na inona na inona fa hanome rariny ny didy ara-politikan'ny fitsarana,” hoy izy tamin'ny taratasiny avy any am-ponja. Ka ho solon'izany, nitokona tsy nihinan-kanina i Bin Ghaith mba hitaky ny famoahana azy tsy misy fepetra.
I insist on my innocence and I deny all the charges against me. I feel really sad and depressed of the fact of being unfairly tried by my own people and in my own country which is proclaimed to be the land of tolerance and happiness.
Misisika amin'ny tsy fananako tsiny aho ary mandà ny fiampangana rehetra hanenjehana ahy. Mahatsiaro tena ho malahelo sy kivy aho noho ny fitsarana tsy ara-drariny nataon'ny olona mitovy amiko sy ao amin'ny fireneko lazaina fa tanin'ny fandeferana sy ny fahasambarana.
Despite his health problems, Nasser bin Ghaith continues his #HungerStrike for 22 days running protesting his unfair imprisonment in #UAE pic.twitter.com/FUTDl1h4zQ
— ICFUAE (@ICFUAE) April 24, 2017
Na dia eo aza ny olana ara-pahasalamana mihatra aminy, manohy ny fitokonany tsy hihinan-kanina mandritra ny 22 andro i Nasser Bin Ghaith ho fanoherana ny fanagadrana azy tsy ara-drariny
Efa atahorana ny fahasalaman'i Bin Gaith talohan'ny nanombohany ny fitokonana hifady hanina. Tany am-piandohan'ity taona ity, naneho ny ahiahiny [mg] momba ny fiharatsian'ny fahasalaman'i Bin ireo vondrona mpiaro ny zon'olombelona maromaro, tahaka ny Foibe Helodrano misahana ny Zon'Olombelona (GC4HR), ny Fanentanana Iraisampirenena ho amin'ny Fahalalahana ao amin'ny Emira Arabo Mitambatra, ny Foibe Iraisam-pirenena misahana ny Rariny sy ny Zon'Olombelona, ary ny Foiben'ny Zon'olombelona Ao Emira. Araka ny filazan'ny GC4HR, tsy ampy ny zavatra nataon'ny manampahefana Emirà tamin'ny fanomezana ny fitsaboana ilainy. Efa herinandro vao nahazo dokotera hizaha ny fanaintainan'ny nifiny i Bin Ghaith, ary tsy nanaja ny fanomezana fanafody ho an'ny tosidràny ny manampahefana. Saingy hoy i Bin Ghaith: “tsy manan-tsafidy afa-tsy ny manao fitokonana tsy hihian-kanina aho mba hamerenana ny fahafahako”.
Ny sary eto ambany, noforonin'ny Visualizing Impact, dia manoritra ny zavatra niainan'ny olona iray tamin'ny fitokonana tsy hihinan-kanina nandritra ny fotoana manokana, nalaina tamin'ny fikarohana avy amin'ny Forensic Science International, ny Gazety ho an'ny Fikambanana Ara-pitsaboana Amerikana sy ny Gazety Ara-pitsaboana Britanika.
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...