Tantara tamin'ny 02 Mey 2017
Netizen Report: Mitranga ny Sivana Ao India, Niverina ny Aterineto ao Kamerona
Taverina ao Kamerona miteny Anglisy ny aterineto, nakatona ny media sosialy ao Kashmir. Misaona ny fahafatesan'ilay bilaogera maty voatsindron'antsy ny mpanao gazety ao Maldiva.
Breziliana Mpanao Graffiti sy Tanora Syriana Miara-Mandoko Ny Rindrin'ny Tobin'ny Mpitsoa-ponenana
Miara miasa mandoko ny "rindrin'ny sekoly ao amin'ny Tobin'ny mpitsoa-ponenana" ao amin'ny Lemaka Beqaa ao Libanona sy ny rindrin'ny fanantenana maromaro ao Syria ny Breziliana iray sy ny Syriana vitsivitsy.
Mitokona Tsy Mety Mihinan-Kanina Ilay Mpampianatra Ambony Emira Arabo Any Am-ponja
"Tsy manan-tsafidy afa-tsy ny manao fitokonana tsy hihinan-kanina aho hamerenana ny fahafahako".
Ela Velona Kokoa Sady Salama? Mamaly Izany ny Fanadihadihan'ny Fanazavana An-tsary
Nanamafy ny Sampan'ny Firenena Mikambana Misahana Ny Fahasalamana fa velona maharitra kokoa isika, kanefa moa ve isika velona salama ?
Manamafy ny Fiarovana Manoloana Ny Herisetra An-tokantrano i Kyrgyzstan
"Hatreto aloha, mba hahafahana mahazo fiarovana araka ny lalàna, mila manaporofo eo anatrehan'ny fitsaràna ilay vehivavy hoe tena nisy tokoa ilay herisetra an-tokantrano."
Nahoana No Lasa Olana Ho an'ny Indiana i Etazonia
Raha te-hahafantatra bebe kokoa momba ny fiainan'ireo Indiana ao amin'i Amerikan'i Donald Trump, dia niresaka tamin'ny tanora Indiana roa mikasika ny fikasan'izy ireo tsy tanteraka hianatra any Etazonia ny Global Voices