- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny Halalin'ny Vaovao Tsy Marina Na Noforonina Eo Amin'ny Sehatra Iraisampirenena

Sokajy: Mediam-bahoaka, NewsFrames
[1]

“NASA Earth's Light” tao amin'ny Flickr avy amin'ny mpisera Goddard tamin'ny Febroary  2010 (CC BY 2.0 [2])

Mifantoka amin'ny fomba hiampitan'ny vaovao noforonina na diso amin'ny sisintany ny endrika iray amin'ny tetikasanay.

Ny fifidianana ho filoham-pirenena frantsay taona 2017

 

Lohahevitra roa no nipoitra tao amin'ny vaovao mampisalasala na noforonina miompana amin'ny fifidianana ho filoham-pirenena frantsay taona 2017: ny fomba fijery ny fandotoana avy amin'ny vahiny (Arabia Saodita, Rosia) sy ny fitantaram-pankahalana vahiny mampiseho fandavana an'i Frantsa maro kolontsaina. Indro ohatra vitsivitsy amin'ny karazana tantara nanaovan'ny mpiara-miasa aminay ao amin'ny CrossCheck [3] fanadihadihana:

Momba Herim-panintonana vahiny :

Mikasika an'i Frantsa maro Kolontsaina :