Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

18 Avrily 2017

Tantara tamin'ny 18 Avrily 2017

Ny Tendrombohitra Amin'ny Endrika Hafa: ‘Ski Challenge’ Ao Afghanistan

Raha te hanao ski ao Afghanistan ianao, Bamyan no toerana tsara.

Manohy Ny Antsony Mba Hanaovan'i Etazonia Fizahana Ifotony ny Trosam-panjakana ny I Puerto Rico

Nandevozina sy nendahina izahay. Mandà ny handoa ny trosa tsy anay izahay vahoakan 'i Puerto Rico. Tsy manaiky ampisafidianana na fanabeazana na fahasalamana izahay. Tsy ahena ny fisotroan-drononon'ireo zokiolona. Mitaky hetsika avy hatrany izahay.

Netizen Report: Mitombo Ny Sivana Ao Venezoela’

GV Mpisolovava

Miatrika fandrahonana hatrany ao anatin'ny fihetsiketsehana ireo mpanao gazety Venezoeliana, sakanan'i Rosia ny Zello, ary mampiasa fandrahonana ny "vaovao faikany" ireo mpanao lalàna ao Azia Atsimo Atsinanana mba hanamarinana ny sivana.

Manohitra ny Fitifiran'ny Polisy – sy ny Anganon'ny “Maodely Vitsy An'isa” Ireo FrankôShinoa

Taorian'ny fitifiran'ny polisy ka nahafaty an'i Shaoyo, nanao fihetsiketsehana ireo Shinoa tao Paris.

Hetsipanoherana sy Filazana Fisianà Hosoka Taorian'ny Fifidianana Filohampirenena Tao Ekoatora

"Ny fanapasahana ny firenena ho andaniny roa 50% tsy azo ampihavanina: zavabita tsara indrindra nantaon'i Rafael Correa Delgado."

Ny Fivoaran'ny #Instameet ao Sri Lanka

Tao an-tanànan'i Negombo ao Sri Lanka no natao ny fihaonana fahadimin'ireo mpampiasa Instagram. Fiovàna goavana avy amin'ireo teo aloha ny fikisahana nampiasa fakantsary fa tsy finday avo lenta.

Hetsiky ny Ben'ny Tanàna Rosiana Teo Aloha mba Hamorona Fampirantiana Kanto ‘Poutine–Maherifo’

Akon'ny RuNet

Ben'ny tanàna teo aloha nahiliky ny iray amin'ireo namana akaikin'i Vladimir Poutine ankehitriny no mieritreritra ny hanangona vola mba hananganana tranombakoka iray antsoina hoe “Poutine-Maherifo.”

Tsy Misy Toerana Ho An'ny Angamba Intsony ao Tiorkia

Samy mandeha samy mitady ry Erdogan sy ny mpanohitra, ary samy tsy misy mikoso-maso.