Tantara tamin'ny 15 Avrily 2017
Kintan'ny Media Sosialy Ny Sasany Amin'ireo Tranom-baovao ao Ghana, Raha Nandalo Fotsiny Ny Hafa
Nanadihady ny fampiasana media sosialy eo amin'ireo gazety, fahitalavitra sy radio ny tatitra telo volana voalohany momba ny Tondro Media Sosialy 2017, navoakan'ny fikambanana tsy mitady tombontsoa Penplusbytes.
Ankizivavy Mihantsy Ny Fanjakazakan-dehilahy Amin'ny Baolina Kitra Ao India
Manampy ny ankizivavy ao Varanasi hamolavola ny maha izy azy ireo sy hahita fahatokisan-tena kokoa eo amin'ny fananahan'izy ireo amin'ny alalan'ny baolina kitra i Mahila Swarojgar Samiti.
Hita Hifaninana Amin'ny Fifidianana Ho Filoham-Pirenena ao Iran ny Filoha Malaza Ahmadinejad sy Ilay Favori-n'ny Mpitondra Faratampony
"Amin 'ny anaran' Andriamanitra, tratran'ny rarintsain'ny fifidianana aho. Miharatsy ankehitriny ny fepetra ho an'ny tony fihetsika."