- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao Farany GV Lingua: Martsa 2017

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua [1] volana Martsa 2017.

Tamin'ny fitambaran'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 709 isika, nahasarika mpitsidika 272.496 ary jeripejy miisa 337.930.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala [2] tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'izany volana Martsa izany:

Lahatsoratra

Espaniola 188
Malagasy 111
Grika 98
Frantsay 60
Rosiana 55

Ireo Zotram-pejy Be Mpitsidika

Espaniola 104.815
Frantsay 43.230
Arabo 30.875
Japoney 27.940
Shinoa (nentim-paharazana) 23.819

Facebook

Arabo 132.156
Anglisy 90.302
Shinoa 42.095
Espaniola 19.832
Frantsay 17.822

Twitter

Shinoa 174.550
Arabo 44.210
Espaniola 7.478
Bangla 6.821
Frantsay 5.548

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [3] sy Facebook [4]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [5]. Mandika teny amin'ny teny maherin'ny 40 [6] izahay!