Tantara tamin'ny 09 Avrily 2017
Mipoitra Indray Ny Teny Indizeny Ao El Salvador Taorian'ny Zava-tsarotra Taloha
Ity no lahatsoratra faha-efatra momba ny teny sy ny kolontsaina amin'ny tetikasa "Famelomana ny teny Potón sy Pisbi ao El Salvador".
Netizen Report: Ady Antserasera Ao Anatin'ny Fifidianana Ao Armenia sy Ekoadaro
Nanjary fotoana iray miavaka ny fifidianana rehefa mirongatra ny sivana anaty aterineto, ny fanorisorenana anaty aterineto, ny fampielezana vaovao diso iniana atao.