Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

04 Avrily 2017

Tantara tamin'ny 04 Avrily 2017

Manao Famoretana ny Mpanakana Tranonkala Rosiana Mialoha ilay Hetsi-panoherana Iadiana Amin'ny Kolikoly

Akon'ny RuNet

Manenjika ireo mpikarakaran'ny fihetsiketsehana izay kasaina hatao amin'ny 2 Aprily ny lehiben'ny fampanoavana ao Rosia mialoha ny hetsi-panoheran'ny mpanohitra lehibe indrindra hatramin'ny taona 2011-12.

Vehivavy Any Meksika: Miatrika Ny Famonoana Vehivavy Nanjo Ny Rahavaviny Amin'ny Alàlan'ny Fiadiana Hanohitra Ny Fanjakan-Dehilahy

Novonoin'ny vadiny sy ny zaodahiny i Nadia Muciño tamin'ny volana Febroary 2004. Na izany aza, tsy ny tantarany ity fa ny an'ny zandriny vavy, Viviana.

Nanome Fitaterana Maimaimpoana Ny Mpamily Fiarakaretsaka Sy Ny Olon-tsotra Taorian'ny Fanafihana Tao Saint-Petersbourg

Akon'ny RuNet

Rehefa voatery nakaton'ny manampahefana ny metro-n'i St. Petersburg noho ny fanafihana, dia nifanampy tamin'ny fomba lehibe ireo mponina tao an-tanàndehibe.

Orinasa Kanadiana No Hanorina Ny Toeram-pitrandrahana Volamena Ankalamanjana Lehibe Indrindra ao afovoan'ny Amazonia Ao Brezila

Hitrandraka volamena milanja 600 taonina mandritra ny 12 taona ny Tetikasa Volta Grande Gold. Kanefa manohitra ny drafitra ny vondrona mpikatroka sy tompontany.

Marary Ambavahaonan'ny Fahafatesana, Mijoro Hanao Izay Hihomehezana Ihany

Fanamby mampisy rarintsaina ho an'ny rehetra izay voakasika ny fikarakarana ny olona marary ho faty. Nampiasa hatsikana mba hizarana fiainana miaraka amin'ireo efa ho faty ny Fikambanan'ny Fitsaboana Ala-nenina Indiana.