Tantara tamin'ny 03 Avrily 2017
Nahatohina an'i Maldiva ny Fahafatesana Tampoka Nahazo ilay Mpilatro Manga Maso
Hita nihantona tao amin'ny efitrano fatoriana iray iombonana tao Rajshahi, ao avaratr' i Bangladesh i Raudha Athif, mpilatro Maldiviana manga maso iray 20 taona. Tao amin'ny media sosialy, nisaona ny fahalasanan'ity vehivavy ity ireo Maldiviana
Ny Firaisankina (Peroviana) no Hery Manoloana ny Tondradranon'ny Volana Martsa
Nanomboka tamin'ny fiandohan'ny volana Martsa, tanàna maromaro tao Però no nitolona tamin'ny orambe, tondra-drano, fihotsahan'ny tany, fahatapahan-dalana toa tsy misy fiafarana, ary fikatonan'ny sekoly avy eo, andro vitsy monja taorian'ny fisokafan'ny taom-pianarana 2017.
Breziliana Iray Mpampiasa Facebook Voampanga Noho Ny Famoahana Vazivazy Mombanà Mpanao Pôlitika
Tsy ny fanalam-baraka nataony no nanenjehana ilay mpandrindra, fa noho ny fandikàny ny lalànan’ny tsy fanononana anarana any Brezila.
Mandrahona ny Fifidianana Solombavambahoaka ao Armenia ny Faikam-Baovao sy ny Fifidianana Savaranonandon'ny Shenanigans
Ny fanangonana ny #Armvote2017 dia nampiseho santionany amin'ireo tetikady an-tambajotra notohanan'ireo mpanodinkodina fifidianana amin'izao andro ankehitriny izao.